20/08/2026
Coucou daholo 🥰
⏰𝟭𝟳𝗵𝟯𝟬 : ianareo angamba efa manao détente, izaho kosa teny an-tsena teny manomana ny commande-nareo rehetra ho an'ny ampitso! 🛒😍
🙂↔️ Matetika koa maro be loatra ny commande ka tsy ampy ny ingrédients! Ary satria tianay ahazo daholo ianareo dia tsy maintsy mandeha manampy eny an-tsena indray, na dia efa hariva be aza ny andro. 🌥️🙏
👉Tanjona: hitady ireo akora tsara indrindra …
Satria ny mofomamy tsara dia manomboka amin’ny akora voafantina tsara sy amim-pitandremana.
🥰 Izay ilay fiainana kely ao ambadiky ny asa. 𝗠𝗶𝗹𝗮 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮, 𝗲𝘇𝗮𝗸𝗮, 𝗳𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗶𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮. ❤️
Ary raha mbola tsy nanao commande ianao… mbola tsy tara mihitsy! 😍🍰
# 🍰❤️