Totom-boanjo

Totom-boanjo Totom-boanjo matsiro fait maison

24/05/2025

Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara tamin’ity semaine ity
Misaotra Tompoko 🥰🙏🏻
Totom-boanjo

Fatatrareo ve hoe mampafana ny Totom-boanjo ? 😊Eny mampafana izy ity 😊 Totom-boanjo fait maison io an 😊Natao ho an’ny ol...
17/05/2025

Fatatrareo ve hoe mampafana ny Totom-boanjo ? 😊

Eny mampafana izy ity 😊

Totom-boanjo fait maison io an 😊

Natao ho an’ny olona rehetra satria

✅Natao tsara toto tsara (mety ho an’ny Zazakely )
✅Misy Tsiro Samy hafa (sucré na salé)

📌500 g ilay izy a
📌11.000 Ariary

📌Afaka mandray commande ihany koa (à partir 250g )

🛵Livraison du Lundi au Dimanche

☎️Contact : 038 49 761 09

Address

III A 203 Bis
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Totom-boanjo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share