SNACK RAL

SNACK RAL Tsakitsaky / Cuisine Chinoise 🥢

📍By pass route Sky blue
🕖 Mardi jusqu'au Dimanche de 11h à 21h

☎️ +261386578713

16/08/2026

🍗🍖Brochettes 🍖🍗
Iza no efa sasa-niandry azy ity? 😋
Loading …

📍By Pass route Sky Blue, en face Seven Soccer.
📞+261380122899

Tsa-tsiu sa Poulet laqué? 🔥Mandeha foana ny tsaky ato aminay Ral na 100g fotsiny aza 😋. Mardi au Dimanche.11:00-21:00.📍B...
14/08/2026

Tsa-tsiu sa Poulet laqué? 🔥
Mandeha foana ny tsaky ato aminay Ral na 100g fotsiny aza 😋.

Mardi au Dimanche.
11:00-21:00.

📍By Pass route Sky blue, ampitan’ny Seven Soccer.
📞0380122899.

08/08/2026

Iza ilay namanareo tia Sambos be ireny?

Sady Poulet no Fromage 😋 no ao amin’i Ral irery no misy azy 😁.

Misokatra Mardi-Dimanche izahay, 11:00-21:00.

📍By Pass, route Sky Blue , en face Seven Soccer.
Contact : 0380122899

‼️COMMANDES‼️Iza amin’ireto izany ilay tena coup de coeur anareo😋❤️? Noho ny fangatahan’ny clients dia mandray commandes...
25/07/2026

‼️COMMANDES‼️
Iza amin’ireto izany ilay tena coup de coeur anareo😋❤️?
Noho ny fangatahan’ny clients dia mandray commandes izahay androany pour livraison Dimanche✅.

Ho anareo ho avy sur place kosa dia tsy miova ny lera sy ny toerana😁. 11:00-21:00
📍By pass route Sky Blue, ampitan’ny Seven Soccer.
Contact : +261380122899.

🏆Final CDM🏆Asintsika Jeu kely ve? 👉Maka an’iza ianao androany? Firy sy firy ny mety ho score? 🎁Omenay plat au choix amin...
19/07/2026

🏆Final CDM🏆
Asintsika Jeu kely ve?
👉Maka an’iza ianao androany? Firy sy firy ny mety ho score?
🎁Omenay plat au choix amin’ireo amin’ny sary ireo + Sambos poulet fromage 10 izay mahita ny valiny marina 😋😋.
👉Kilalao natokana ho an’ny Abonnés✅

Fandraisana anjara:
🔴Abonnez-vous sur la page Snack Ral.
🔴Likez et Commentez par vos pronostiques et mentionnez 3 amis pour jouer avec vous.
🔴Partagez cette publication en mode public.
Fin du jeu: Dimanche 19Juillet à 22:00.

📍By pass, route Sky Blue
+261380122899

12/07/2026

Iza ilay namanareo visage de princesse nefa estomac de maçon be iny? 😂😂 Sady mandeha irery no tsy mizara😤.

Misokatra hatramin’ny 9ora alina izahay na Alahady aza ny andro😋. Lundi ihany isika no pause kely.

📍By Pass route Sky Blue, en face seven soccer.
Contact: 0382164269

08/07/2026

Fini les congés 💯.
Miandry anareo izahay rahampitso ety amin’ny Snack Ral😋.
Ny lera tsy miova 11:00-21:00.

📍By Pass route Sky Blue, en face seven soccer.
Contact: 0382164269

25/06/2026

🇲🇬 ALLO ALLO ALLO🇲🇬

Misokatra izahay androany 25Jona sy rahampitso 26 Jona😋.
Iza ilay menu mbola tsy nandramanao tamin’ireo😍?

Miandry anareo izahay amin’ny 11:00 hatramin’ny 21:00.
📍By Pass route Sky Blue, en face seven soccer.
Contact: 0382164269

‼️CONGÉ ANNUEL‼️Miala sasatra kely ny equipen’ny Snack Ral ny 27Juin  hatramin’ny 8Juillet. Miverina mandray anareo kosa...
23/06/2026

‼️CONGÉ ANNUEL‼️

Miala sasatra kely ny equipen’ny Snack Ral ny 27Juin hatramin’ny 8Juillet.
Miverina mandray anareo kosa izahay ny 9Juillet.
Ny lera tsy miova 11:00-21:00.

📍By Pass route Sky Blue, en face seven soccer.
Contact: 0382164269

Ral be ny kaly ry seriiiii kely eeeeh 😁😁Misokatra izahay rahampitso Pantekoty 🥰. 📍By Pass route Sky Blue, en face seven ...
23/05/2026

Ral be ny kaly ry seriiiii kely eeeeh 😁😁
Misokatra izahay rahampitso Pantekoty 🥰.

📍By Pass route Sky Blue, en face seven soccer.
Contact: 0382164269

Address

Mandroseza
Antananarivo

Opening Hours

Tuesday 11:00 - 21:00
Wednesday 11:00 - 21:00
Thursday 11:00 - 21:00
Friday 11:00 - 21:00
Saturday 11:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SNACK RAL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category