Tsena Setry

Tsena Setry πŸ›’ CommerΓ§ante Γ  Andoharanofotsy

22/05/2026

πŸ‘€ Tongava manjifa ππ€π‚πŠ 𝐁𝐄𝐒𝐓 dia efa anatiny daholo hatramin'ilay voatokana hanasana tanana re a !! 😌

πŸ“ Ireo toerana azo anjifana ππ€π‚πŠ 𝐁𝐄𝐒𝐓 rahampitso sabotsy 23 Mai :
~ ππ„π‡πŽπ‘πˆπ‘πˆπŠπ€, ampitan'ny shell ;
~ π’πšπ›π¨π­π¬π² 𝐍𝐚𝐦𝐞𝐑𝐚𝐧𝐚, eo ampitan'ny lapan'ny tanΓ na ;
~ π€ππƒπŽπ‡π€π‘π€ππŽπ…πŽπ“π’π˜, ao amin'ny Tsena Setry .

Best, π‘šπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘šπ‘œπ‘Ÿπ‘Ž 𝑛𝑦 π‘“π‘–π‘Žπ‘–π‘›π‘Žπ‘›π‘‘π‘ π‘–π‘˜π‘Ž ! 😍
, VITA MALAGASY πŸ‡²πŸ‡¬

19/05/2026

🫧 Best Best Best a !! 😍🫧
β€Ό Ireto indray Γ ry ireo toerana azo anjifana ππ€π‚πŠ 𝐁𝐄𝐒𝐓 amin'ity herinandro ity ho an'ireo izay efa niandry oo !!! πŸ˜‰

πŸ“Alarobia 20 Mai :
~ π€ππ€π‹π€πŠπ„π‹π˜, eo alohan'ny parvis de la Gare.

πŸ“Alakamisy 21 Mai :
~ π€πŒππŽπ‡πˆπŒπ€ππ†π€πŠπ„π‹π˜, akaikin'ny tetezana ;
~ πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€, eo alohan'ny gerb'or, ampitan'ny vavahady faha-4 an'ny Stade.

πŸ“Sabotsy 23 Mai :
~ ππ„π‡πŽπ‘πˆπ‘πˆπŠπ€, ampitan'ny shell Behoririka ;
~ π’πšπ›π¨π­π¬π² 𝐍𝐚𝐦𝐞𝐑𝐚𝐧𝐚, eo ampitan'ny lapan'ny tanΓ na.

πŸ“ Hisy manomboka ny Alarobia ihany koa ny eny π€ππƒπŽπ‡π€π‘π€ππŽπ…πŽπ“π’π˜, ao amin'ny Tsena Setry fa araraoty an !!!

Tongava maro Γ ry e !! πŸ₯°

Best, π‘šπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘šπ‘œπ‘Ÿπ‘Ž 𝑛𝑦 π‘“π‘–π‘Žπ‘–π‘›π‘Žπ‘›π‘‘π‘ π‘–π‘˜π‘Ž ! 😍
, VITA MALAGASY πŸ‡²πŸ‡¬

Misaora an'i JΓ©hovah ry fanahiko πŸ™ πŸŽŠπŸŽ‰πŸŽ‰ It's my Day πŸ₯³
18/05/2026

Misaora an'i JΓ©hovah ry fanahiko πŸ™
πŸŽŠπŸŽ‰πŸŽ‰ It's my Day πŸ₯³

28/04/2026
26/04/2026

Aza adino fa mbola misy ity lalao ity a
πŸ”₯πŸ”₯ Alefa πŸ”₯πŸ”₯







πŸ”₯πŸ”₯Mitohy hatrany ny pack best antsika aTongava maro                Best Madagascar
25/04/2026

πŸ”₯πŸ”₯Mitohy hatrany ny pack best antsika a
Tongava maro








Best Madagascar

Point de repère Tsena Setry
18/04/2026

Point de repère Tsena Setry

Mankasitraka antsika rehetra manjifa vokatra Best eto aminayπŸ™πŸ™πŸ™. Ritranareo ny stock anioπŸ₯° merci merci merci πŸ™πŸ™πŸ™Ampatsia...
18/04/2026

Mankasitraka antsika rehetra manjifa vokatra Best eto aminayπŸ™πŸ™πŸ™. Ritranareo ny stock anioπŸ₯° merci merci merci πŸ™πŸ™πŸ™
Ampatsiahivina isika fa ny toerana misy anay dia ety ANDOHARANOFOTSY lalana pavΓ© sens unique iny aty @ tsena tantsaha
Tongava foana manjifa fa isanandro ny PACK MILAY eto @ Tsena Setry
Madagascar






16/04/2026

β€Ό ππ€π‚πŠ 𝐁𝐄𝐒𝐓 β€Ό ππ€π‚πŠ 𝐁𝐄𝐒𝐓 β€Ό 🧽🫧
πŸ“ Ireto avy ireo toerana afaka anjifana ππ€π‚πŠ 𝐁𝐄𝐒𝐓 amin'ity herinandro ity :

πŸ—“ Alakamisy 16 Avril :
~ πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€, eo alohan'ny gerb'or, ampitan'ny vavahady faha-4 an'ny Stade.

πŸ—“ Sabotsy 18 Avril :
~ π’πšπ›π¨π­π¬π² 𝐍𝐚𝐦𝐞𝐑𝐚𝐧𝐚, eo ampitan'ny lapan'ny tanΓ na ;
~ π€πŒππ€ππˆπƒπˆπ€, eo ampitan'ny tsena, Γ©picerie c'est tatie ;
~ π€ππƒπŽπ‡π€π‘π€ππŽπ…πŽπ“π’π˜, ao amin'ny Tsena Setry.

TONGAVA MARO ee !! πŸ₯³

Best, π‘šπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘šπ‘œπ‘Ÿπ‘Ž 𝑛𝑦 π‘“π‘–π‘Žπ‘–π‘›π‘Žπ‘›π‘‘π‘ π‘–π‘˜π‘Ž ! 😍
, VITA MALAGASY πŸ‡²πŸ‡¬

12/04/2026

Bonne dimanche daholo

Address

Lot IB 342 Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Setry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category