Charcut’Dyah

Charcut’Dyah Charcuterie maison & artisanale – 100 % authentique, 100 % plaisir ! ��

08/06/2026

Nous fêtons nos 1 an chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

Coucou daholo 🤗 Ambarako amin’ny fomba ofisialy eto ary fa tapitra ny lalao « SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES » izay nataontsika ...
31/05/2026

Coucou daholo 🤗

Ambarako amin’ny fomba ofisialy eto ary fa tapitra ny lalao « SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES » izay nataontsika 😁 Ka ny mpandresy dia 🥁🥁🥁

👉Tsou Tsou👈 Félicitations 🎊🍾
(Marihina fa nanaraka tsara ny fepetra rehetra izy )😘

Misaotra antsika rehetra izay nandray anjara an 🥰 Dia araho hatrany ny pejy 😘😘

❤️❤️❤️HAPPY MOTHER’S DAY à toutes les mamans ❤️❤️❤️

🎉🎁 JEU CONCOURS SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 🎁🎉Satria tsy misy fitiavana lehibe noho ny an'i Neny ❤️, dia manolotra **Mortadel...
30/05/2026

🎉🎁 JEU CONCOURS SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 🎁🎉

Satria tsy misy fitiavana lehibe noho ny an'i Neny ❤️, dia manolotra **Mortadelle 1 kg GRATUITE** izahay ho an'ny iray aminareo!

Raha handray anjara :

✅ Araho sy zarao ny pejy
✅ Asio J'aime ity publication ity
✅ Manorata amin'ny commentaire : **"Tiako i Neny ❤️"**
✅ Manonona namana 10 ao amin’ny commentaire-nao

🏆 Ny commentaire hahazo réaction betsaka indrindra no handresy! (Mila manaraka ireo fepetra rehetra ireo an 😉)

🎁 Loka : Mortadelle 1 kg

📅 Hifarana rahampitso 31 mai 2026 amin’ny 9 ora maraina ny lalao.

Mirary soa ho an'ny rehetra ary aza adino ny maneho ny fitiavanao an'i Neny ! ❤️

Address

Fort Voyron
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Charcut’Dyah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share