Miou-Shroom

Miou-Shroom CULTURE, VENTE, FORMATION. Contact : 034 31 213 14

La ferme Miou-shroom vous souhaite une très bonne année.
01/01/2026

La ferme Miou-shroom vous souhaite une très bonne année.

29/12/2025
Manoloana ny fangatahanareo maro momba ny formation manaraka, dia faly izahay mampahafantatra fa efa misy indray izany.🌱...
29/12/2025

Manoloana ny fangatahanareo maro momba ny formation manaraka, dia faly izahay mampahafantatra fa efa misy indray izany.

🌱 FORMATION PRATIQUE MAMBOLY CHAMPIGNON

📅 15 JANVIER 2026
📍 FERME MIOU-SHROOM Andranomena
📞 034 31 213 14

Te-hanomboka bizina champignon ve ianao nefa tsy mbola mahay ny dingana rehetra ?

👉 Aza mitady lavitra !
Ny Ferme Miou-Shroom, membre actif ao amin’ny AOCM (Association des myciculteurs), dia manolotra formation pratique ahafahanao mamorona ny ferme-nao manokana !

---

🎓 Ny hita ao anatin’ilay formation:
✔️ Fampianarana théorique + PDF
✔️ Manao fampiharana avy hatrany(préparation)
✔️ Mianatra mahandro champignon
✔️ Mahazo recettes maromaro
✔️ Suivi sy fanampiana na dia efa vita fiofanana aza

---

➡️ Reservation conseillée

Inscription alefaso aminay amin’ny MP ny Nom + Prénom sy ny Numéro de téléphone.

⚠️ Places très limitées

---

👨‍🏫 Pourquoi choisir Miou-Shroom ?

- Vokatra sy teknika efa voaporofo.
- Fiofanana pratique tena azo ampiharina.
- Afaka manomboka ny ferme champignon anao manokana ianao na dia mbola débutant aza.
- Fanaraha-maso sy coaching mandritra ny fizotran'ny famokarana

---

Lieu : Ferme Miou-Shroom Andranomena
Contact rapide : Appel ou WhatsApp : 034 31 213 14

---

🔥 Aza tara a !
Ampidiro ny tenanao amin’ny sehatra mampidi-bola vaovao : MAMBOLY CHAMPIGNON !!!

---

Vita soa amantsara ny fiofanana omaly 18 décembre 2025.Hafa-po tsara ny mpiofana, ary nahazo foto-pahaizana tsara entina...
19/12/2025

Vita soa amantsara ny fiofanana omaly 18 décembre 2025.
Hafa-po tsara ny mpiofana, ary nahazo foto-pahaizana tsara entina hamokarana, tsy tapitra tamin'iny nefa ny anjaranay mpampiofana fa manaraka anareo foana izahay. Izay ilay coaching et suivi ataonay.
Ka dia mirary fahombiazana anareo amin'ny fambolena Holatra.

Address

Lot C42D Andranomena
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miou-Shroom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share