Saucisse BOM & BUU

Saucisse BOM & BUU Ato no ahitanao Saucisse | Omby & Akoho amin'ny vidiny mirary !!! Misy cuisson telo afaka isafidianana : Nature - Fumée - Panée
034 31 213 14

𝙎𝙄 𝙑𝙊𝙐𝙎 𝘼𝙄𝙈𝙀𝙕 𝙇𝙀𝙎 𝙎𝘼𝙐𝘾𝙄𝙎𝙎𝙀𝙎… 𝘾𝙀𝙏𝙏𝙀 𝙋𝘼𝙂𝙀 𝙀𝙎𝙏 𝙋𝙊𝙐𝙍 𝙑𝙊𝙐𝙎 !Nature, fumée ou panée : il y en a pour tous les goûts.Cliquez su...
07/03/2026

𝙎𝙄 𝙑𝙊𝙐𝙎 𝘼𝙄𝙈𝙀𝙕 𝙇𝙀𝙎 𝙎𝘼𝙐𝘾𝙄𝙎𝙎𝙀𝙎… 𝘾𝙀𝙏𝙏𝙀 𝙋𝘼𝙂𝙀 𝙀𝙎𝙏 𝙋𝙊𝙐𝙍 𝙑𝙊𝙐𝙎 !

Nature, fumée ou panée : il y en a pour tous les goûts.

Cliquez sur SUIVRE et rejoignez-nous.
..

Saucisse BOM & BUU

01/01/2026

'' Bonne année et merci de faire partie de notre aventure. Au plaisir de vous servir encore cette année. ''

25/12/2025

𝗘𝗙𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗢 𝗡𝗜𝗩𝗘𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗔𝗞𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗗𝗥𝗢𝗔𝗡𝗬 !😋Midika izany fa tena matsiro ny saucisse avy aty aminay. Misy 🐟 POISSON dia misy...
28/11/2025

𝗘𝗙𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗢 𝗡𝗜𝗩𝗘𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗔𝗞𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗗𝗥𝗢𝗔𝗡𝗬 !😋

Midika izany fa tena matsiro ny saucisse avy aty aminay.
Misy 🐟 POISSON dia misy 🍗 POULET:

nature 5 isa ny iray sachet – 4 000 Ar
fumée 5 isa ny iray sachet – 4 500 Ar
panée 15 isa ny iray sachet – 6 000 Ar

Andramo dia ho hitanao ny tsirony !!!
Contact : 034 31 213 14
Saucisse BOM & BUU
..

Manomana fety ve ianao ? Mikarakara événement ? Sa sakafo manokana fotsiny ihany ?  Ny SAUCISSE avy aty aminay no mety a...
25/11/2025

Manomana fety ve ianao ? Mikarakara événement ? Sa sakafo manokana fotsiny ihany ? Ny SAUCISSE avy aty aminay no mety aminao !!!

SAUCISSE TSARA NO MORA !!! 😋

Misy SAUCISSE POISSON dia misy SAUCISSE POULET.
🕘 Disponible sur commande 7j/7j.
(Tsara manao commande iray andro mialoha foana.)

👇 Afaka misafidy amin’ireto karazana CUISSON telo (3) samihafa ireto ianareo miaraka amin'ny vidiny tsirairay avy :

➡️ Nature: 4.000 Ariary (1 sachet = 5 pièces )
➡️ Fumée: 4.500 Ariary (1 sachet = 5 pièces )
➡️ Panée: 6.000 Ariary (1 sachet = 15 pièces )

👇 SAUCISSE EN PACK 1 KG

➡️ Nature: 24.000 Ariary (6 sachets – 1Kg)
➡️ Fumée: 31.500 Ariary (7 sachets – 1Kg)
➡️ Panée: 36.000 Ariary (6 sachets – 1Kg)

⚠️ Ho an’ny Fumée sy Panée, manao commande 24h mialoha.

🚚 Ny Livraison manerana an’i Madagascar, afaka alaina mivantana ety Andranomena.

Toerana ahitana anay 👇

Andranomena ety amin'ny Therminus 194 dia mande miakatra amin'lay lalan'ny bus 114 makany ambatolampy iny dia ao ambony ao misy école de l'océan indien dia rehefa eo no miantso ny laharana 034.31.213.14 (50mn miala eo no misy anay)

🛒 Mandray commande SAUCISSE izahay izao !!!
034.31.213.14 na alefaso mivantana ny hafatrao ato amin’ny pejy.


𝗘𝗙𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗢 𝗡𝗜𝗩𝗘𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗔𝗞𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗗𝗥𝗢𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗛 !!! 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗔𝗭𝗔 𝗘𝗙𝗔 𝗡𝗔𝗞𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗧𝗘𝗟𝗢𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗛𝗜𝗡𝗧𝗦𝗬 𝗡𝗢 𝗠𝗜𝗛𝗢𝗔𝗧𝗥𝗔. 𝗧𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗩𝗜𝗗𝗜𝗡𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗥𝗬 𝗜𝗛𝗔...
18/11/2025

𝗘𝗙𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗢 𝗡𝗜𝗩𝗘𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗔𝗞𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗗𝗥𝗢𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗛 !!!

𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗔𝗭𝗔 𝗘𝗙𝗔 𝗡𝗔𝗞𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗧𝗘𝗟𝗢𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗛𝗜𝗡𝗧𝗦𝗬 𝗡𝗢 𝗠𝗜𝗛𝗢𝗔𝗧𝗥𝗔. 𝗧𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗩𝗜𝗗𝗜𝗡𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗥𝗬 𝗜𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗢 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗔𝗡'𝗜𝗭𝗔𝗡𝗬 𝗙𝗔 𝗘𝗢 𝗜𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗞𝗢𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗦𝗜𝗥𝗢 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗟𝗜𝗧𝗔𝗢 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗢𝗩𝗔.

Misy karazany maro azo isafidianana:

➡️ 𝗡𝗔𝗧𝗨𝗥𝗘 𝗣𝗢𝗜𝗦𝗦𝗢𝗡 𝗼𝘂 𝗣𝗢𝗨𝗟𝗘𝗧
4.000 Ariary
📦 1 sachet = 5 pièces

➡️ 𝗙𝗨𝗠É𝗘 𝗣𝗢𝗜𝗦𝗦𝗢𝗡 𝗼𝘂 𝗣𝗢𝗨𝗟𝗘𝗧
4.500 Ariary
📦 1 sachet = 5 pièces

➡️ 𝗣𝗔𝗡É𝗘 𝗣𝗢𝗜𝗦𝗦𝗢𝗡 𝗼𝘂 𝗣𝗢𝗨𝗟𝗘𝗧
6.000 Ariary
📦 1 sachet = 15 pièces

⚠️ Ho an’ny Fumée sy Panée, manao commande 24h mialoha.
Ny Livraison manerana an’i Madagascar, afaka alaina mivantana ety Andranomena.

Toerana ahitana anay 👇
Andranomena ety amin'ny Therminus 194 dia mande miakatra amin'lay lalan'ny bus 114 makany ambatolampy iny dia ao ambony ao misy école de l'océan indien dia rehefa eo no miantso ny laharana 034 31 213 14

🛒 Commande rapide au 034 31 213 14 na alefaso mivantana ny hafatrao ato amin’ny pejy.

Saucisse BOM & BUU
Saucisse Tsara no Mora
..

🐟 Saucisse Poisson sa Poulet ? Ataovy ny safidinao e ! 😋Mora, ngeza tsara, sady tena matsiro ! 🔥🕘 Disponible isan’andro ...
12/11/2025

🐟 Saucisse Poisson sa Poulet ? Ataovy ny safidinao e ! 😋
Mora, ngeza tsara, sady tena matsiro ! 🔥

🕘 Disponible isan’andro manomboka amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 5 ora hariva.

Ao anaty sachet iray misy saucisse dimy(5) isa, misy karazana cuisson telo(3) samihafa :
➡️ Nature — 4.000 Ariary
➡️ Fumée — 4.500 Ariary
➡️ Panée — 6.000 Ariary

⚠️ Ny Fumée sy ny cuisson Panée dia mila manao commande 24h mialoha.

🚚 Livraison manerana an’i Madagascar manomboka amin’ny 3.000 Ariary monja, na ihany koa afaka alaina mivantana ety .

🛒Antsoy ny 034 31 213 14 na afaka mandefasa hafatra mivantana ato amin’ny pejy ihany koa.

--------------------------------------------------------------------------

Tsy saussice tsotra fotsiny ihany anie 'lay izy fa:✅ Azo atao tsara ihany koa ny manao transformation azy ho en SALADE n...
27/10/2025

Tsy saussice tsotra fotsiny ihany anie 'lay izy fa:

✅ Azo atao tsara ihany koa ny manao transformation azy ho en SALADE na ho en BARBECUE / GRILLADE eh !!!
✅ Azo endasina, ampidirina amin’ny sakafo isan-karazany
✅ Mety tsara amin’ny fety, buffet, réception, vente rapide

🕘 Disponible sur commande, afaka misafidy amin’ireto karazana cuisson telo (3) samihafa ireto ianareo.

𝗖𝗨𝗜𝗦𝗦𝗢𝗡 𝗔𝗨 𝗖𝗛𝗢𝗜𝗫:

➡️ Nature: 4.000 Ar - (1 sachet = 5 pièces)
➡️ Fumée: 4.500 Ar - (1 sachet = 5 pièces)
➡️ Panée: 6.000 Ar - (1 sachet = 15 pièces)

𝗦𝗔𝗨𝗖𝗜𝗦𝗦𝗘 𝗘𝗡 𝗣𝗔𝗖𝗞 𝟭 𝗞𝗚:

➡️ Nature: 24.000 Ar - (6 sachets – 1 Kg)
➡️ Fumée: 31.500 Ar - (7 sachets – 1 Kg)
➡️ Panée: 36.000 Ar - (6 sachets – 1 Kg)

⚠️Tsara manao commande 1 jours mialoha foana.
🚚 Livraison manerana an’i Madagascar manomboka amin’ny 3.000 Ariary monja, afaka alaina mivantana ety Andranomena.

🛒 Mandray commande SAUCISSE izahay izao !!!
Whatsapp: 034 31 213 14 na alefaso mivantana ny hafatrao ato amin’ny pejy.
Saucisse BOM & BUU


Si tu ne les as pas encore goûtées… Tu rates quelque chose de très bon !  Saucisse BOMMARTIN — Poisson & Poulet 🍗🐟➡️ Dis...
25/10/2025

Si tu ne les as pas encore goûtées… Tu rates quelque chose de très bon ! Saucisse BOMMARTIN — Poisson & Poulet 🍗🐟

➡️ Disponible en 3 cuissons : Nature, Fumée & Panée !

Nature : 4.000 Ariary
Fumée : 4.500 Ariary
Panée : 6.000 Ariary

⚠️ Ho an’ny Fumée sy Panée, mila manao commande 24H mialoha.

🚚 Livraison manerana an’i Madagasikara manomboka amin’ny 3.000 Ariary monja, na afaka alaina mivantana eny Andranomena.

📞 Commande Rapide : 034 31 213 14
Saucisse BOM & BUU

Saucisse Bom & Buu — la qualité maison à prix malin !💬 Aza misalasala mandefa hafatra miafina (Message Privé) avy hatran...
19/10/2025

Saucisse Bom & Buu — la qualité maison à prix malin !

💬 Aza misalasala mandefa hafatra miafina (Message Privé) avy hatrany na miantso ny laharana 034 31 213 14 raha te mba hanandrana an’ity tsiro-na Saucisses miavaka kely ity…

Saucisse Poisson & Poulet

Paquet de 5 pièces, misy karazany 3 samihafa :

Nature : 4.000 Ariary
Fumée : 4.500 Ariary
Panée : 6.000 Ariary

⚠️ Ho an’ny Fumée sy Panée, mila manao commande 24H mialoha.

🚚 Livraison manerana an’i Madagasikara manomboka amin’ny 3.000 Ariary monja,
na afaka alaina mivantana eny Andranomena.

📞 Commande Rapide : 034 31 213 14
Saucisse BOM & BUU

Address

Andranomena
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Saucisse BOM & BUU posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category