Maison du Gaz Loharanontsoa

Maison du Gaz Loharanontsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maison du Gaz Loharanontsoa, Grocers, Ampitatafika BA 6 Atsimo, Antananarivo.

Miarahaba antsika rehetra amin’izao hariva hariva izao ah, Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa tontosa soa aman-tsara ny...
09/08/2026

Miarahaba antsika rehetra amin’izao hariva hariva izao ah,
Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa tontosa soa aman-tsara ny fandraisan’anjara antsika teny @ FIER MADA
Misaotra antsika rehetra izay nandray anjara fa tena nahafinaritra be ny niaraka taminareo
Farany nefa tsy adino ihany koa, dia misaotra betsaka an’i Vitogaz Madagascar
Eto foana izahay hanolotra ny soa sy ny tsara ho anareo
Mirary ny soa ho antsika rehetra ❣️❣️

Andao hampiasa gaz ho fiarovana ity Madagasikara malalatsika ity eh ❤️❤️❤️❤️📷

+261 38 15 939 31
+261 38 36 396 18 (WhatsApp )

  ❤️Misaotra antsika rehetra nandray anjara androany fa tena oe maro be ianareo 🙏🙏Mbola mitohy amin’ny toerana hafa indr...
07/07/2026

❤️

Misaotra antsika rehetra nandray anjara androany fa tena oe maro be ianareo 🙏🙏
Mbola mitohy amin’ny toerana hafa indray ny hetsika Rahampitso ❤️❤️🫶

Miarahaba antsika rehetra Ety anosizato ety no misy anay amin’izao fotoana izao  manolotra anareo Promotion miavaka be ❤...
07/07/2026

Miarahaba antsika rehetra
Ety anosizato ety no misy anay amin’izao fotoana izao manolotra anareo Promotion miavaka be ❤️❤️

Manakaiky anareo hatrany


Miaraka @ Vitogaz Madagascar

Salama Daholo❤️❤️❤️Akatokin’ny fetin’ny reny isika amin’izao fotoana izao❤️🫶, ka mahafaly anay ato Maison du Gaz Loharan...
27/05/2026

Salama Daholo❤️❤️❤️
Akatokin’ny fetin’ny reny isika amin’izao fotoana izao❤️🫶, ka mahafaly anay ato Maison du Gaz Loharanontsoa no manome an’ireto tolotra ireto ❤️❤️❤️❤️
Azo atao fanomezana tsara mihitsy izy ireto ❤️❤️
Izay Reny 5 tonga voalohany any anaty mp na whatsapp @ Numéro +261 38 15 939 31 dia omenay Gaz VITOGAZ 4kg+ Bouteille B04 iray

Misaotra INDRINDRA tompoko ❤️❤️❤️

Ny omaly sy ny anio Teny amin’ny FIM teny❣️❤️
09/05/2026

Ny omaly sy ny anio
Teny amin’ny FIM teny❣️❤️

🙂🙂
11/03/2026

🙂🙂

Finaritra e 😁

Zava-baovao indray no atolotr'i Lemaitso ho antsika.

Manomboka izao, dia azontsika atao ny mandoha tsikelikely ny Kit Fatapera na ny Kit Connectique raha vao hanomboka hampiasa Gaz isika. Izany dia ankasitrahana ny PAMF amin'ny fiaraha-miasa.

Raha mahaliana anao ny tolotra, dia asaina ianao hifandray aminay :
📞 +261 32 12 986 43 - +261 32 03 157 67 - +261 32 07 218 95
📧 [email protected] - [email protected]
✉️ PAMF Madagascar - Vitogaz Madagascar


11/02/2026

Salama Tompoko🙂
Na Dia aho anatin’ny cyclone tanteraka ary isika amin’izao fotoana izao dia tinay foana ny mampatsiahy anareo fa mitohy hatrany ny fanaovana ny " Livraison à domicile "🙂🙂 ary vonona hatrany izahay hanatitra ny Gaz- nareo 🙂🙂

Marihina moa fa ny vokatra VITOGAZ ihany no amidinay 🙂🙂

Ndao hampiasa Gaz miaraka aminay ❤️❤️

Misaotra indrindra

+261 38 15 939 31

Address

Ampitatafika BA 6 Atsimo
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison du Gaz Loharanontsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category