Bio food

Bio food Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bio food, Food & Drink, mangarano, Antananarivo.

Miarahaba antsika jiaby nahatratra n'y taombaovao n'y Bio Food Mangarano Toamasina aza misalasala manantona anay ra mis ...
08/01/2026

Miarahaba antsika jiaby nahatratra n'y taombaovao n'y Bio Food Mangarano Toamasina aza misalasala manantona anay ra mis n'y lanonana hatao fa manao service traiteur iany koa izahay💁🥰🎈🎊🎉

Salama daholo ! Ity ndray Ary n'y goûté amin'izao hariva izao 😋😘...
29/12/2025

Salama daholo !
Ity ndray Ary n'y goûté amin'izao hariva izao 😋😘...

Je viens d’atteindre 100 followers ! Merci pour votre soutien en continu. Je n’aurais jamais pu y arriver sans votre aid...
24/12/2025

Je viens d’atteindre 100 followers ! Merci pour votre soutien en continu. Je n’aurais jamais pu y arriver sans votre aide. 🙏🤗🎉

Amin'izao farany taona izao dia misokatra hatrany ny commande ary misy promotion goavana be atao aminay.- Pizza -bûche d...
23/12/2025

Amin'izao farany taona izao dia misokatra hatrany ny commande ary misy promotion goavana be atao aminay.

- Pizza
-bûche de Noël
- Poulet laqué
- Salade spéciale bio-food
- Grillade poisson
- baignet de calamar
- Pomme frite au fromage
- Steak au salade

Mandray commande ihany koa izahay
sakafo azo antoka madio sy mafilotra 😋 Ary misy izay Ilay rehetra, aza misalasala manontany.
toerana handraisana mahafinaritra sy tranquille.

📍 Bio-food, Mangarano, a côté EPP Tsaratsiry, manao livraison ihany koa.
📞 034 68 123 19

🛑 Salama daholo !  Mangatsiaka de mangatsiaka n'y Andro anio🌨️☔ ,Ka  ity ndray Ary n'y la soupe 🍲🍜 mafana tsara n'y bio ...
23/12/2025

🛑 Salama daholo !
Mangatsiaka de mangatsiaka n'y Andro anio🌨️☔ ,
Ka ity ndray Ary n'y la soupe 🍲🍜 mafana tsara n'y bio Food Mangarano 🥰😘😋...

Suivez notre chaîne bio Food Madagascar Toamasina 🍕😋 Bio Food 💯Biohttps://www.facebook.com/profile.php?id=61578798608579
19/12/2025

Suivez notre chaîne bio Food Madagascar Toamasina 🍕😋
Bio Food 💯Bio
https://www.facebook.com/profile.php?id=61578798608579

Follow Bio Food's WhatsApp channel. Des pizza 🍕 faites de farine naturel : Farine de manioc, patates douces, farine de fruit a pain .... Get the latest updates directly on WhatsApp.

Salama daholo !   Ireto ndray Ary n'y sakafo ato @ bio Food Toamasina 💐🍕😋🥰😘...afaka manao commande Ary manao livraison a...
17/12/2025

Salama daholo !
Ireto ndray Ary n'y sakafo ato @ bio Food Toamasina 💐🍕😋🥰😘...
afaka manao commande
Ary manao livraison a domicile 🚶🏠
mp izay hicomande 😘

Salama daholo nareo !   Ireto ndray Ary n'y sakafo farany Taty aminay t@ erin'andro lasa teo iny 🫣💖💖👌...    De izahay di...
12/09/2025

Salama daholo nareo !
Ireto ndray Ary n'y sakafo farany Taty aminay t@ erin'andro lasa teo iny 🫣💖💖👌...
De izahay dia afaka mandray commande familiale tout complet : - 30.000 ar / pour 4 personnes.( entré, résistance,dessert,...) mandroso ary @ Bio food 🏃👍👌💐🥙🥙
Tél ☎️: 0346812319

Goûté du jour :  Nême au fromage 🧀 ,Nême au poulet 🐔, Nême au poisson 🐟 Boulettes patate douce carrote au fromage 🧀, Bou...
06/08/2025

Goûté du jour :
Nême au fromage 🧀 ,Nême au poulet 🐔
, Nême au poisson 🐟
Boulettes patate douce carrote au fromage 🧀, Boulettes au taro ou sonjo au fromage 🧀

Manao livraison a domicile 🛵🏃: /12 pièces : 10.000 ar , /20 pièces : 15.000 ar

par pièce ndray :/ 1500 ar
mp izay Mila 😘😋
n'a Tél ☎️: 0346812319

Izahay ato @ bio food dia manao service traiteur ihany koa rehefa misy événements ( anniversaire, célébration,etc..) dia...
01/08/2025

Izahay ato @ bio food dia manao service traiteur ihany koa rehefa misy événements ( anniversaire, célébration,etc..) dia afaka manao traiteur .🧑‍🍳

Ary afaka manofa grande salle ihany koa izahay @ izany ka Manasa anareo Ary izay MBA mandroso aty @ bip food chez CHARINAH 😘🔥🍕🌮🌯..

Ho antsika eto Tamatave , Misokatra hoanao n'y Restaurant Bio Food izay aitana zava-baovao toy n'y pâte vita am farine m...
31/07/2025

Ho antsika eto Tamatave , Misokatra hoanao n'y Restaurant Bio Food izay aitana zava-baovao toy n'y pâte vita am farine mangahazo,sonambo Ary tsomanga.. .mis iany koa n'y pizza am endriny sammihafa koa aza misalasala fa matsiro e😋🍹🍟🍔Mbola misy maro isafidianana .Mitongava daholo ee
🏘️ Toerana : Aty @ tsaratsiry mangarano mitsofoka 🏃

Address

Mangarano
Antananarivo
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bio food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category