Tsara chops

Tsara chops Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsara chops, Grocers, Antananarivo.

Bonjour daholo ooh🤝🤝Mbola vonona antrany izahay manolotra ny tsara hoanao 😊Tinao angirana be ve tranonao? Tinao ho faly ...
17/09/2025

Bonjour daholo ooh🤝🤝
Mbola vonona antrany izahay manolotra ny tsara hoanao 😊
Tinao angirana be ve tranonao?
Tinao ho faly fona ve ny ankohonanao rehefa miditra trano?
Ity ary misy vaholana ho anao.
Savoka vernis
Mampangirana trano✔️
Tsy mila kosehina intsony ✔️
Afaka sasana✔️
Tsy manaraka tongotra✔️
Tss fofona✔️
Après 10 minutes de maina tsara
Mety atao rehetra toy ny :
Gorodona✔️
Ciment✔️
Dalage✔️
Misy loko: grenah
Mena

Faharetany :2moi💯
3moi💯
Ireto avy ary prix savoka vernis ato aminay :
Savoka fefany 1/4 litre+vernis=12 000ar
Savoka tapany 1/2litre+vernis=22 000ar
Savoka 1litre +vernis =35 000ar
Savoka 1,5 litre +vernis =55.000ar
Savoka 2litre +vernis =75 000ar

✨MANDEFA PRIX DE GROS IHANY KO IZAHAY HO ANAREO MBOLA HIVAROTRA ✨
Manao livraison : tana🏍️
Province✈️
Alefaso mp ary commande fa vonona andray anao izahay
Téléphone ☎️:038 77 274 14
038 25 056 65

Bonjour daholo ooh🤝🤝Mbola vonona antrany izahay manolotra ny tsara ho anao. Tinao angirana be ve ny tranonao? Tinao ho F...
10/06/2025

Bonjour daholo ooh🤝🤝
Mbola vonona antrany izahay manolotra ny tsara ho anao.
Tinao angirana be ve ny tranonao?
Tinao ho Faly foana ve ny ankohonanao rehefa miditra trano?
Ity ary misy vahaolana ho anao.
SAVOKA VERNIS
Mampangirana trano✔️
Tsy mila kosehina intsony✔️
Afaka sasana✔️
Tsy manaraka tongotra✔️
Tss fofony✔️
Après 10mn dia maina tsara
Mety atao @ trano rehetra toy ny :
Gorodina✔️
Ciment✔️
Dalage✔️
Misy loko :grenah
Mena
Faharetany: 2moi💯
3moi💯
Ireto avy ary prix savoka vernis eto aminay:
Savoka faefany 1/4litre +vernis= 12000ar
Savoka tapany (1/2) litre +vernis tapany= 22000ar
Savoka 1litre +vernis 1litre = 40000ar
Savoka 2litre+vernis 2litre=70000ar
Manao livraison: tana
Province
Alefaso mp ary ny commande fa vonona ny andray anao izahay
Téléphone :0387727414

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara chops posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category