John's Officiel

John's Officiel Malagasy aho, Malagasy ianao๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

10/08/2026
FANOKAFANA๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌJeux Nationaux Sport Scolaire au Stade RABEMANANJARA MAHAJANGA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
10/08/2026

FANOKAFANA๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Jeux Nationaux Sport Scolaire au Stade RABEMANANJARA MAHAJANGA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Vacances ร  Majunga ๐ŸฅฐBord de la mer ร  Majunga
10/08/2026

Vacances ร  Majunga ๐Ÿฅฐ
Bord de la mer ร  Majunga

๐Ÿ—“ Efa voafaritra ny daty ho an'ny Barea, izay hiatrika an'i Nigeria amin'ny lalao voalohany amin'ny fifanintsanana amin'...
09/08/2026

๐Ÿ—“ Efa voafaritra ny daty ho an'ny Barea, izay hiatrika an'i Nigeria amin'ny lalao voalohany amin'ny fifanintsanana amin'ny fiadiana ny amboara eran-tany ho an'i Afrika 2027 any Uyo, Nizeria ๐Ÿ‡ณ๐Ÿ‡ฌ

โ€ผ๏ธ๐ŸŽ‰๐—ฆ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ป'๐—ถ  #๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ.  ny faha-30 taonany ao amin'ny Kianja Bare...
08/08/2026

โ€ผ๏ธ๐ŸŽ‰๐—ฆ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ป'๐—ถ #๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ.
ny faha-30 taonany ao amin'ny Kianja Barea Mahamasina androany ny . Efa feno hipoka ny kianja amin'izao fotoana izao.

๐Ÿ“ธIndrana

๐ŸŒฑ NY FIARAHAMONINA DIA ISIKA REHETRA๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTsy olona iray ihany no mampandroso ny fiarahamonina, fa isika rehetra. Ny fifanam...
08/08/2026

๐ŸŒฑ NY FIARAHAMONINA DIA ISIKA REHETRA๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Tsy olona iray ihany no mampandroso ny fiarahamonina, fa isika rehetra. Ny fifanampiana, ny fifanajana, ny firaisankina ary ny fahavononana handray andraikitra no fototry ny fiarahamonina mandroso.

๐Ÿค Raha samy manao izay kely vitany isika, dia mety hiteraka fiovana lehibe izany.

๐Ÿ’ก Fiovana kely ataontsika androany = fiarahamonina tsara kokoa rahampitso.

06/08/2026

Address

Antananarivo
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261336248551

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when John's Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to John's Officiel:

Shortcuts

Share

Category