Chez Baba-be

Chez Baba-be Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Baba-be, Food Delivery Service, Mahazoarivo Ambohitsoa, Antananarivo.

🍣 Chez Baba-be – Livraison rapide de repas Malagasy & fast food American. 🥙
Goût, qualité & service à domicile 🍜

📌 Mahazoarivo Ambohitsoa
☎️034 97 388 11

💫Asa tanan'ny Chef manana ny mampiavaka azy ahatsapanao izany tsiron'ny fitiavana izany💫

Misokatra zahay androany DIMANCHE💐Sady Mbola mitohy ny OFFRE 🍔 BURGERS 2 ACHETÉS = 1 PIZZA POÊLÉE OFFERTE 🍕Aingana ainga...
30/08/2026

Misokatra zahay androany DIMANCHE💐

Sady Mbola mitohy ny OFFRE 🍔 BURGERS 2 ACHETÉS = 1 PIZZA POÊLÉE OFFERTE 🍕

Aingana aingana aingana fa DÉGUSTATION GRATUITE anie io e🍕🍕

📌 Ambohitsoa Mahazoarivo
📞038 54 322 04

28/08/2026

PIZZA POÊLÉE 🍕
❌SUR PLACE SUR LOCAL UNIQUEMENT ❌
TSY MISY LIVRAISON 🥰

📌 Enceinte des nuages Mahazoarivo Ambohitsoa 📞034 97 388 11 👉🏻Mardi au dimanche : 9h à 20h 🚛Manao LIVRAISON SAKAFO hafa ...
28/08/2026

📌 Enceinte des nuages Mahazoarivo Ambohitsoa
📞034 97 388 11
👉🏻Mardi au dimanche : 9h à 20h

🚛Manao LIVRAISON SAKAFO hafa ihany koa🥰

❌ OFFRE VALABLE JUSQU'AU 03 SEPTEMBRE 2026❌

2 BURGERS ACHETÉS = 1 PIZZA POÊLÉE OFFERTE 🍕 pour dégustation ‼️SUR LOCAL / SUR PLACE UNIQUEMENT!! (Mbola tsy afaka livr...
27/08/2026

2 BURGERS ACHETÉS = 1 PIZZA POÊLÉE OFFERTE 🍕 pour dégustation

‼️SUR LOCAL / SUR PLACE UNIQUEMENT!!
(Mbola tsy afaka livre'na Ilay pizza pour le moment)

👉🏻Nouvelle carte en vue✨

❌Limite de l'offre gratuite jusqu'au 03 Septembre 2026 ❌

📢Eoohh!! Enonay Ilay fangatahana hoe asio PIZZA dia io izy io!!

📌 Mahazoarivo Ambohitsoa
🚛 Livraison autre plat possible
📞034 97 388 11

Efa vonona⁉️ Sakafo sy plat vaovao marobe tsy ho hitanao na any an-dafy Ary ☁️ RDV 28 Août 🍕 ... 📌 Mahazoarivo Ambohitso...
22/08/2026

Efa vonona⁉️ Sakafo sy plat vaovao marobe tsy ho hitanao na any an-dafy Ary ☁️
RDV 28 Août 🍕 ...

📌 Mahazoarivo Ambohitsoa
📞034 97 388 11

✨ Toerana mamy kely, miaraka amin’ny sakafo miavaka 🍽️❤️Tongava mitsidika anay ato amin’ny Chez Baba-Be Mahazoarivo Ambo...
22/08/2026

✨ Toerana mamy kely, miaraka amin’ny sakafo miavaka 🍽️❤️

Tongava mitsidika anay ato amin’ny Chez Baba-Be Mahazoarivo Ambohitsoa 🏡✨

🍔 Burger
🍝 Pasta
🥗 Salade
🍚 Riz & spécialités
🍗 Grillade

📅 Misokatra: Mardi hatramin’ny Dimanche
🕘 Ora: 9h – 20h

🛵 Livraison disponible miaraka amin’ny acompte.

🎉 Privatisation possible
🌙 Soirée & événements
🥳 Afaka mandray ny événements sy moments spéciaux-nao ihany koa izahay.

Na hisakafo eto aminay, na hanafatra any an-trano, na hikarakara événement…
❤️‍🔥 Chez Baba-Be, toerana iray hanaovana azy rehetra!

📍Chez Baba-Be – Mahazoarivo Ambohitsoa

Fa na i Shenseea ary mba maka fihany ery misakafo ato Chez Baba-be 😀✨ Tsara be ny Andro fa aiza ianareo? 🎀📍 Ambohitsoa é...
06/08/2026

Fa na i Shenseea ary mba maka fihany ery misakafo ato Chez Baba-be 😀✨
Tsara be ny Andro fa aiza ianareo? 🎀

📍 Ambohitsoa église shine taxi koba
📞034 97 388 11

04/08/2026

Tato Chez Baba-be 👌🏻 sao ho averintsika izy? 🎀

✨ PRIVATISATION 5H GRATUIT mariage civil en petite communauté 💒 Disponible foana ny salle🥰, zay manao contrat voaloha ih...
03/08/2026

✨ PRIVATISATION 5H GRATUIT mariage civil en petite communauté 💒

Disponible foana ny salle🥰, zay manao contrat voaloha ihany fa tsy izay miresaka sur Facebook no mahazo ny date 💐

📍 Ambohitsoa Mahazoarivo église shine taxi koba
📞034 97 388 11

Address

Mahazoarivo Ambohitsoa
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 10:00 - 08:00
Wednesday 10:00 - 20:00
Thursday 10:00 - 20:00
Friday 10:00 - 20:00
Saturday 10:00 - 21:00
Sunday 10:00 - 20:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Baba-be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share