01/10/2025
🔥Vaovao be 🔥
Tsakitsaky matsiro tsara 😊
👉Sambos fromage 600ar
👉Sambos tsara tsiou 600ar
👉Sambos boeuf 500ar
👉Nem 500ar
🌺Steack frite 5000ar ( hena tena oe malemy an 😋).
🌺Mine sao poulet koa an 5000ar fotsiny nefa tena matsiro 😋
🌺Ny lasopy isan-karazany 👍
🌺Vary sy laoka koa tsy adino 4500ar fotsiny dia mihinambary aty aminay 😊😋😊
Tongava fa tena tsy mandiso fanantenana 😊
Toerana: Ambodivona lalana Espace médical
Eo akaikin’ny mpanao pneu ( apitan’ny Drift Auto ).