Citron pressé

Call

Citron pressé 🥤 Citron pressé 100 % naturel 🍋
Disponible en bouteilles de 1 L, 500 ml et 250 ml. Fraîchement préparé, sans sucre ajouté ni conservateur.

Livraison possible sur Tana et ses environs 🚗💛
Idéal pour vos jus, cocktails ou recettes maison !

06/09/2026
Mamy.... Marikivy.... 🍋‍🟩🍋🍰🎂
28/08/2026

Mamy.... Marikivy.... 🍋‍🟩🍋🍰🎂

Mba hindramiko kely ity post-n'ny namana ity. Mahakasika ny 'livraison' . Misaotra @ fahatakarana.
31/07/2026

Mba hindramiko kely ity post-n'ny namana ity. Mahakasika ny 'livraison' . Misaotra @ fahatakarana.

I LOVE MY JOB ❤️

NY FRAIS DE LIVRAISON :aleo ho resahina kely

Misy client sasany mbola manontany hoe: « Fa maninona no mbola misy frais de livraison, fa maninona no lafo be ny frais de livraison , nefa efa nandoa ny vidin'ny commande aho? »
Tsara ho fantatra fa tsy tafiditra ao anatin'ny vidin'ny produit ny frais de livraison. Misy saran'ny fanaterana ny commande hatrany amin'ny toerana misy anao, izay misy fandaniana toy ny fitaterana, solika, fotoana lany ary ny halaviran-toerana sy crédit iantsoana anao.

Noho izany, andao hohazavaina tsotra ny antony mahatonga ny frais de livraison, mba hahafahan'ny rehetra mahatakatra tsara.
Eny, misy client sasany tsy mahafantatra hoe inona marina no antony andoavana “frais de livraison”. Ireto no fanazavana azo omena azy:
🛵 Saran'ny fitaterana: mila mampiasa olona manokana na ny moto/fiara mitondra ny commande.
⛽ Solika: misy ny fandaniana amin'ny carburant mandritra ny dia.
⏱️ Fotoana lany: mandany fotoana ny mpanatitra amin'ny fakana sy fanaterana ny commande.
📍 Halaviran-toerana: mety hiova arakaraka ny elanelana misy eo amin'ny pâtisserie sy ny toerana hanaterana.
🛣️ Toe-dalana: raha lavitra na sarotra aleha ny toerana, mety hisy fiantraikany amin'ny saran'ny livraison.
⚠️ Risika amin'ny vokatra: ny pâtisserie dia produit fragile; mila fitandremana manokana mandritra ny fitaterana.
📦 Fikarakarana ny commande: indrindra raha gâteau na produit mora simba, mila fitaterana am-pitandremana mba hahatongavana tsara.

🔴 Ny tena tokony fantatry ny client dia hoe safidy malalaka ny livraison:
👉 Tsy te handoa frais de livraison? Afaka maka ny commande mivantana.
👉 Te hahazo ilay commande any an-trano na any amin'ny toerana misy azy? Dia misy ny frais de livraison.
Rehefa manao livraison izahay, dia misy fotoana lany, saran-dalana, carburant, fitaterana, crédit lany ary fikarakarana manokana mba hahatonga ny commande ho tonga soa aman-tsara any aminareo. Ny gâteau sy ny pâtisserie ihany koa dia vokatra marefo, ka mila fitandremana mandritra ny fitaterana mba tsy ho simba.

Ny frais de livraison dia tsy vola alaina fotsiny, fa saram-panompoana mifandraika amin'ny fotoana sy ny fandaniana rehetra ilaina amin'ny fanaterana.

🍋🍋‍🟩
30/07/2026

🍋🍋‍🟩

30/07/2026

250ml = 3 000Ar
500ml = 5 000Ar
1L = 10 000Ar

*Misy valeur minimum (15 000Ar) vao afaka atao livraison.
*Miampy ny frais arakaraky ny toerana.

Maka fotoana be sy maka hery ary mbola asa iray amboniny mihitsy ny livraison ka mino aho fa takatrareo ny anton'io fandaminana io.

🍋🍋‍🟩

Manana jus fôna anie haroso raha manana Citron pressé e.
29/07/2026

Manana jus fôna anie haroso raha manana Citron pressé e.

Ankoatry ny makirana 🍋🍋‍🟩 dia mba asiantsika mamimamy koa, 🎂🍰🧁
18/07/2026

Ankoatry ny makirana 🍋🍋‍🟩 dia mba asiantsika mamimamy koa, 🎂🍰🧁

15/07/2026

Ankoatry ny citron pressé dia efa manomankomana vokatra hafa koa ny pejy, misaotra tsy miala hatrany, ❤️

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261384561985

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Citron pressé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category