31/03/2026
🔨 PLANCHE COFFRAGE AMIDY + POSE 🔨
Manao fanorenana ve ianao ?
Misy Planche Coffrage amidy :
✔ 4m ny halavany
✔ 10 cm ny sakany
✔ 1,4 cm ny hateviny
💰 4500 Ar / isa
💥 Livraison gratuite à partir de 400 pcs
👷 Misy koa ny ekipa matihanina nefa mora kokoa izay afaka manao ny Pose
👉 Alefaso MP ny commande