28/12/2025
Hey!!!! Tia hena matsiro ve? andao raha sahy ary fa misy ny karazany rehetra manainga « papille » ato 🤤. Mety tsara ho an le soirée isan-karazany sy le sakafo ara-pianakaviana ireny an 😘
👉Andro fanararaotana zao fa vao tonga anie Janvier de hanao régime ndray e ☺️