23/07/2026
Manino moa izany raha ampekarinao amizay io olo-Tianao io e😍❤️
Rehefa tonga hoa ilay anjara dia mamy tahakan’ny Tantely ilay fiarahana na dia misy aza ny disadisa ❤️❤️
Fitia hafa loko ❤️✨
Ka aza misalasala mamandrika ny daty dieny zao saody lasa Tompony eo
Akon’avaratra