04/07/2026
🌸 KOJIC ACID AND COLLAGEN CREAM 🌸
❌ Leo helika, lohalika na kiho, helakelam-pe mainty ve ianao !!!
👉 Andramo ity crème ity hanampy hampihena ny fahamaizinan'ny hoditra sy hanome endrika malefaka sy mamirapiratra kokoa.
Tombony:
✨ Manampy hanamaivana ny faritra maizina.
✨ Manampy hampihena ny pigmentation.
✨ Manalefaka sy manalama ny hoditra.
✨ Mety amin'ny hatoka, helika, lohalika, kiho, helakelam-pe .
💰 Prix : 15 000 Ar
📩 Afaka mandefa hafatra na mp raha mila fanazavana na hanafatra.
👉👉 Ampiasaina isan’andro mandrapahak'ilay Faritra mainty