19/10/2025
â«ïž ANJELY MAINTY â ILAY NOENTINA NANOTANA FADY NY FARIHINâANOSYâŒïž
FAMONOANA NY HASINâANTANANARIVO SY NY HASINâNY FARIHINâANOSY â MIFONO HEVI-MPANANDEVOZANA
đč Ny niandohanâny FarihinâAnosy
Ny Mpanjaka Ranavalona I no nampanamboatra ny FarihinâAnosy:
Nampihady ny tany,
Nampanao ny nosy kely teo afovoany,
Nampanao fitarihin-drano avy eny Ambohimahavelona hamenoan-drano azy.
Nisy trano kotona telo teo aminâilay nosy afovoany (araka ny hita aminâny sary taloha).
Novolena tatamo sy zozoro teo anaty rano, ary voaroihazo kosa teny aminâny sisin-drano.
Taty aoriana dia vao novolena hazo malahelo manaraka ny sisin-dalana miditra mankao.
Nisy Voay sy Vorona nompiana tao, ary nisy olona natokana hiaro ny hasinâny toerana sy hanome sakafo ireo biby ireo.
đč Ny antony lehibe nametrahana ny FarihinâAnosy
1ïžâŁ Hampisy hasina ny tanĂ na
Toy ny nametrahany ny Vatomasina teo Mahamasina taminâny 13 Alakarabo 1843, natao hampanjaka hasina sy fiarovana ara-panahy ho anâi Antananarivo.
2ïžâŁ Fiarovana aminâny mpanafika vahiny
Ireo voay sy vorona tao aminâny farihy dia nanao famantarana rehefa nisy fanafihana na fahavalo tonga.
Taminâny taona 1845, niara-nanafika teto ny tafikâi Frantsay notarihinâi Jeneraly Romain DesfossĂ©s sy ny tafikâi Anglisy notarihinâi Kelly, saingy tsy nahazo satria niaro ny tanĂ na ny hasina sy ny fahaizanâny tafika Malagasy.
3ïžâŁ Fitehirizan-drano sy angovo
Ny rano tao aminâny farihy dia nampiasaina hanomezana rano ny orinasa mpanao vanja teo Isoraka, sy namatsiana herinaratra voalohany ho anâny Rova, talohanâny nisianâny âgĂ©nĂ©rateur Ă vapeurâ teo Avaradrova.
đč Ny fanimbana hasina nataonâny Frantsay
Taminâny 1926, naorinâny Frantsay teo ny Tsangambato Fahatsiarovana ho anâireo Malagasy sy Frantsay maty taminâny Ady Lehibe Voalohany (1914â1918).
I Barberia, mpanakanto Frantsay mpanao sikotra, sy Perrin, mpanao ravaka, no namolavola azy.
Na izany aza, tsy fahatsiarovana tsotra no hevitrâilay tsangambato, fa mifono fanandevozana ara-panahy.
âĄïž Ilay Anjel