23/06/2026
Salama daholo 🥰
🌼Amin'ny izao akantokon'ny fety ny Asaramanitra izao dia manao livraison gratuit Tana ville izahay Raha manao achat 50.000ar miakatra ianao 🥳🫶🥰
🌼Izahay ato amin'ny chips banane croustillant de l'îles dia manolotra zavazra tsara ho antsika
🌼CHIPS BANANE PLANTIN DE SAMBAVA 😋,Chips frais ,croquant ,ultra croustillant 🤤
🌼Livraison 7/7 Tana 🛵,mandefa manerany Madagascar 🚛 5eme achat livraison gratuit eto Tana 🫶♥️
🌼Inviteo ny namanao mba hahita 🥰 aza adino mi abonnée page fa Efa Tsy ho ela izahay hanome cadeau anareo mazoto manao partage s'y mi inviter namana 🥳♥️