10/02/2026
🚀 𝐒𝐓𝐎𝐑𝐘 𝐓𝐄𝐋𝐋𝐈𝐍𝐆 𝐎𝐅 𝐎𝐊'𝐎𝐋𝐀𝐀
Ao anatin’ny tabataban’ny arabe, ao anatin’ireny feo mahazatra antsika rehetra ireny: "Oh mangidy é!", "Oh voanjo é!"... 🗣️😅
Teo am-piantsoana mpivarotra Cola "Oh Cola!" indrindra no nitsiry ny hevitra hoe: nahoana raha avadika ho tsiro azo tazonina eo am-pelatanana sy sotroina iny ambiance maha-malagasy antsika iny? 🥤🇲🇬
Ary satria ny mampifanakaiky antsika no tanjona, dia aleo tsy hoesorina izay vibe izay... ka teo no teraka ny anarana hoe 𝗢𝗞'𝗢𝗟𝗔𝗔. 🥛🔥
✨ Plus qu’un yaourt, une passerelle entre deux mondes :
🍼 La nostalgie de l'enfance : Iny texture onctueuse sy tsiro mampionona mampatsiahy antsika ny yaourt vita an-trano tany aloha iny. ⚡ L’énergie des adultes : Hery vaovao ho entina miatrika ny andavanandro amin’ny fomba mavitrika.
🛡️ Nocertifiena Badge Bleu mora fantatra tsara hoe OK'ÔLAA mba hiavahana hatrany sy hanamafisana ny originalité d'ingrédients, ary indrindra ny kalitao ny zavatra ho jifainareo. ✅🔵
📍 Disponible sur livraison ou en point de vente :
✅AMBATOBE
✅ANALAMAHITSY
✅AMPANDRANA
✅ANKADIMBAHOAKA
⏳ITAOSY en cours
🤝 Raha liana amin’ny fiaraha-miasa ianao dia mandefasa hafatra mivantana hiresahantsika ny antsipiriany. 📩📬
❤️🔥 Fraîcheur en gorgée, plaisir assuré 💥