Tonny Sera Malaky

Tonny Sera Malaky Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tonny Sera Malaky, Grocers, Nosibe, Antananarivo.

Mila tôle mafy sy mateza ary épaisseur réel ve ianao?Izahay ato aminay TONNY SERA MALAKY  Dia vonona hanome fahafaham-po...
08/09/2026

Mila tôle mafy sy mateza ary épaisseur réel ve ianao?

Izahay ato aminay TONNY SERA MALAKY Dia vonona hanome fahafaham-po hoanao!

Tôle Alu Zinc
0,20 :12000ar/m
0,25:14000ar/m
0,35:20000ar/m
0,40:22500ar/m
Tôle galva prelaqée
0,20:12500ar/m
0,25:14500ar/m
0,30:17500ar/m
0,35:21500ar/m
0,40:23500ar/m
0,50:28500ar/m

Misy pane C, accessoires,sns ko ato aminay ko aza misalasa ary mihantso raha toaka misy mahalina anao
Sur mesure daholo (refy ze ilainao)afaka misafidy loko izy mety aminao

Tel0388419990
WatsApp 0388419990
Afaka manantona aty aminy machine ianao manatrika ny etana jifainao

Afaka manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra ihany Koa izahay

Mila tôle aminy ÉPAISSEUR RÉEL ve ianao aza misalasala Ary  miantso anay f vonona hanome fahafaham- po hoanao izahay✅ Tô...
31/08/2026

Mila tôle aminy ÉPAISSEUR RÉEL ve ianao aza misalasala Ary miantso anay f vonona hanome fahafaham- po hoanao izahay

✅ Tôle prelaqée
✅ Tôle alu zinc
✅Pan c
✅ Accessoires complet
✅Wall Panel
✅ Gorge
Sur mesure daholo

Tél:0388419990
WatsApp :0388419990

[Ny tanjonay dia ianao mahazo zavatra tsara aminy vidiny mirary]

🚨 Promotion bé ka araraoty Ary fa mandalo ihany ity tolotra Ity🚨💲Fihenambidy ho anizay mbola tsy nahazo oooo!!! Aza misa...
15/08/2026

🚨 Promotion bé ka araraoty Ary fa mandalo ihany ity tolotra Ity🚨

💲Fihenambidy ho anizay mbola tsy nahazo oooo!!!
Aza misalasala Ary miantso aviatrany raha misy mahalina anao

☎️0388419990
WatsApp 0388419990

🚛Manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra ihany Koa izahay aa

Nohony fangatahany maro dia niezaka nitady ny tsara hatrany izahay ato @ TONNY SERA MALAKY Ireto avy Ary ny tolotra misy...
11/08/2026

Nohony fangatahany maro dia niezaka nitady ny tsara hatrany izahay ato @ TONNY SERA MALAKY
Ireto avy Ary ny tolotra misy ato aminay:
✅ Tôle prelaqée
✅ Tôle alu zinc
✅Pan c
✅ Accessoires complet
✅Wall Panel
✅ Gorge
Sur mesure daholo
👍 ÉPAISSEUR RÉEL

Tél:0388419990
WatsApp :0388419990

[Ny tanjonay dia ianao mahazo zavatra tsara aminy vidiny mirary]

🥰Ando mba asina style kely e!!🥰🎯Tinao mba iavaka kely ve ny ao antokatranonao?🎯 👉Ity ary ny vahaolana ee!!✅ Décoration m...
21/07/2026

🥰Ando mba asina style kely e!!🥰

🎯Tinao mba iavaka kely ve ny ao antokatranonao?🎯
👉Ity ary ny vahaolana ee!!
✅ Décoration murale et plafond sur mesure
✅Vita amin'ny tôle galva
✅Mora apetaka
✅13cm largeur (12,5 posé)
✅Misy couleur 5 azo isafidianana(boulon orange, blanc Chen, Jenchen , cerises, tout Blanc)
✅ Prix 6500ar/m

Aza misalasa ary mihantso raha toaka misy mahalina anao
Tél 0388419990
WatsApp 0388419990
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra ihany Koa izahay aa

Nohony fangatahany maro dia niezaka nitady ny tsara hatrany izahay ato @ TONNY SERA MALAKY Ireto avy Ary ny tolotra misy...
13/07/2026

Nohony fangatahany maro dia niezaka nitady ny tsara hatrany izahay ato @ TONNY SERA MALAKY
Ireto avy Ary ny tolotra misy ato aminay:
✅ Tôle prelaqée
✅ Tôle alu zinc
✅Pan c
✅ Accessoires complet
✅Wall Panel
✅ Gorge
Sur mesure daholo

Tél:0388419990
WatsApp :0388419990

[Ny tanjonay dia ianao mahazo zavatra tsara aminy vidiny mirary]

💲Hoantsika mbola tsy nahazo indray Ary ee💲✅Tonga indray ny arrivage grillage vert plastifié ✅Koa aza misalasa ary mihant...
05/07/2026

💲Hoantsika mbola tsy nahazo indray Ary ee💲
✅Tonga indray ny arrivage grillage vert plastifié

✅Koa aza misalasa ary mihantso anay raha toaka misy mahalina anao ny entana ato aminay

Tél: 0388419890
WatsApp : 0388419990

✅Manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritra ihanikoa

💢Efa tonga indray ilay barbelé double Lame 💢➡️Maranitra tsara➡️Maharitra➡️ Mateza Manao livraison sy Mandefa any amin'ny...
05/07/2026

💢Efa tonga indray ilay barbelé double Lame 💢

➡️Maranitra tsara
➡️Maharitra
➡️ Mateza

Manao livraison sy Mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay

Koa aza misalasala ary miantso anay raha misy mahalina anao

Tél 0388419990
WatsApp 0388419990

💲Hoantsika mbola tsy nahazo indray Ary ee💲✅Tonga indray ny arrivage grillage galvanisé ✅Koa aza misalasa ary mihantso an...
05/07/2026

💲Hoantsika mbola tsy nahazo indray Ary ee💲
✅Tonga indray ny arrivage grillage galvanisé

✅Koa aza misalasa ary mihantso anay raha toaka misy mahalina anao ny entana ato aminay

Tél: 0388419890
WatsApp : 0388419990

✅Manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritra ihanikoa

Miezaka fona zahay hanome fahafaham-po hoanareo 📞0388419990WatsApp 0388419990Efa Tonga indray Ilay grillage galvanisé fo...
15/05/2026

Miezaka fona zahay hanome fahafaham-po hoanareo

📞0388419990
WatsApp 0388419990

Efa Tonga indray Ilay grillage galvanisé fotsy tsy mety arefesina

📌 Grillage galvanisé
✅2m hauteur
✅25m longueur
✅2,5mm épaisseur
💲Prix: 380mil ariary

📌 Grillage galvanisé
✅1m50 hauteur
✅25m longueur
✅3mm épaisseur
💲 Prix :370mil ariary

📌 Grillage galvanisé
✅1m50 hauteur
✅25m longueur
✅1,5mm épaisseur
💲Prix:260mil ariary

📌Mbola disponible ihanikoa ny barbelé double lame
✅Tsy mora arefesina
✅ Lame maranitra tsara
➡️10m de rouleau prix:65mil ariary
➡️7m de rouleau prix: 38mil ariary

Araraoty Ary fa mandalo ny arrivage

Manao livraison sy mandefa any amin'ny farintra ihany koa izahay

Address

Nosibe
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tonny Sera Malaky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category