16/02/2026
📍Dynam voalohany nahita lalana nakany Paris📍🇫🇷🇫🇷🇫🇷
Efa misy koa anefa any Maorisy
Mankasitra indrindra mankafia ny tsy mipaopaoka tsara vokarin’ny Dynam🫰🫰
Aza adino hatrany👇
15.000Ar dia mahazo 70cl… raha mihaotra ny 5 no alainao dia ny pris de gros 14.000Ar
7.000Ar ny 33cl omena 6.000Ar ianao raha maka en gros✊✊
☺️Distribution:
-Palais des roses Ankadindramamy
-Chez Guillaume 67ha
-Gallodrome Ambohimangakely
-Bar Mavo Alatsinainy
-Papa l’amour Bypass