Bibi Farm

Bibi Farm Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bibi Farm, Farm, Alasora, Antananarivo.

Tongasoa eto am BIBI FARM🐣🐓🐓, fizarana vokatr'ireo akoho ornementale sy mpamokatra atody sy nofony🥚🥚🐔

Aza misalasala manaraka n'y pejinay, ahita zava- baovao sy qualité premium lalandava ianao🔥🔥💯

🔥💙 WYANDOTTE DORÉ LISERÉ BLEU — MÂLE DE 5 MOIS DISPONIBLE 💙🔥Ity zalahy tsara tarehy ity dia Wyandotte doré liseré bleu, ...
25/08/2026

🔥💙 WYANDOTTE DORÉ LISERÉ BLEU — MÂLE DE 5 MOIS DISPONIBLE 💙🔥

Ity zalahy tsara tarehy ity dia Wyandotte doré liseré bleu, 5 mois 🐓🔥💯

Ary tsy maintsy lazaiko fa somary sarotra ihany ny naka sary azy 😂📸. Raha vao mijery ny appareil izy dia efa mihetsiketsika, lava otran'ny miteny hoe : “Tsy mbola vonona aho!” 🤣🤣

✨ Tsara forme
✨ Tsara plumage
✨ Mbola tanora, 5 mois
✨ Race pure

Ho an’izay mitady lahy tsara hanatsarana na hanombohana élevage Wyandotte 🔥💯

📩 Message privé raha liana 😉🔥 na miantso ny 0343930357

🔥🌞 Début de semaine miaraka amin’ny hatsaran-tarehin’ny Wyandotte Doré Liseré Bleu Cendré 💯🐔Race iray tena miavaka amin’...
24/08/2026

🔥🌞 Début de semaine miaraka amin’ny hatsaran-tarehin’ny Wyandotte Doré Liseré Bleu Cendré 💯🐔

Race iray tena miavaka amin’ny volony sy ny endriny kanto 😍🔥
Mirary herinandro feno fahombiazana ho antsika rehetra! 💪💯

📸 Wyandotte Doré Liseré Bleu Cendré avy eto aminay 🔥🐔

Makamaka masoandro kely ireo Australorp ato aminay 🔥💯🐔☀️Amin’izao fotoana izao dia mbola tsy misy atody azo ahotrika na ...
23/08/2026

Makamaka masoandro kely ireo Australorp ato aminay 🔥💯🐔☀️

Amin’izao fotoana izao dia mbola tsy misy atody azo ahotrika na poussins Australorp disponible aloha 😄🔥 Fa efa miandry kely, satria tsy ho ela dia hisy indray ato aminay 💯🔥

🐓 Australorp Noir – Race pure 🖤
🐓 Australorp Bleu – Race pure 💙

🔥 Race tsara tarehy, lehibe gabarit ary tena mpanatody lava mavitrika🥚✅
!
Araho hatrany ny pejy sao taraiky rehefa tonga ny atody azo ahotrika sy poussins Australorp 🔥💯🐣🐔

🔥🔥 ATODY AZO AHOTRIKA SUSSEX FAUVE HERMINE NOIR DISPONIBLE 🔥🔥🐔✨ Sussex Fauve Hermine Noir dia iray amin'ireo karazana ak...
21/08/2026

🔥🔥 ATODY AZO AHOTRIKA SUSSEX FAUVE HERMINE NOIR DISPONIBLE 🔥🔥

🐔✨ Sussex Fauve Hermine Noir dia iray amin'ireo karazana akoho tena tsara sy miavaka 🔥

💪🐓 Lehibe gabarit izy ireo, manana vatana matanjaka sy fitomboana tsara 📈🔥
🥚✨ Tsara manatody ihany koa, ka mety tsara ho an'ny fiompiana maharitra 💯
🐔🎨 Manana loko tena kanto sy miavaka izy ireo, ka mahatonga azy ho tena tsara jerena 😍🔥

🥚🔥 Atody azo ahotrika disponible izao!
🐣✨ Fotoana tsara hanombohana na hanitarana ny fiompianareo amin'ny Sussex Fauve Hermine Noir 💯🔥

📩💬 Mandefasa message raha liana!
⚠️🔥 Quantité voafetra — izay tonga aloha no mahazo! 🐔🐣🔥

🐥❤️ Tsy mora ny mampitombo poussins…Indraindray misy ny harerahana, ny tsy fahitan-tory, ny tahotra sao misy marary, sao...
20/08/2026

🐥❤️ Tsy mora ny mampitombo poussins…

Indraindray misy ny harerahana, ny tsy fahitan-tory, ny tahotra sao misy marary, sao mangatsiaka na tsy mihinana. Mila fikarakarana isan’andro izy ireo vao afaka mitombo tsara. 🙏

Fa rehefa jerena ireny poussins ireny ka mahita azy mitombo tsikelikely, dia tena mahafaly ny fo. ❤️🐥

Ato aminay izao dia misy karazana poussins samihafa, anisan’izany ny Sussex Light Hermine Noir, Sussex Fauve Hermine Noir ary Wyandotte Doré. 💯

📢 Misy disponible koa izao:
🐥 Sussex Light Hermine Noir — 4 isa, 3 herinandro
🐥 Sussex Fauve Hermine Noir — 4 isa, 3 herinandro

Mbola mianatra sy miezaka hatrany izahay mba hanome izay tsara indrindra ho an’ireo biby ompiana. 🙏❤️

Afaka miditra mp Raha toa ka misy mahaliana anao🔥

🔥 ATODY FECONDÉS SUSSEX LIGHT HERMINE NOIR 🔥Ho anareo mitady atody azo ahotrika avy amin'ny Sussex Light Hermine Noir ts...
18/08/2026

🔥 ATODY FECONDÉS SUSSEX LIGHT HERMINE NOIR 🔥

Ho anareo mitady atody azo ahotrika avy amin'ny Sussex Light Hermine Noir tsara kalitao 🐔🥚

✨ Race Sussex Light Hermine Noir
🥚 Atody voafantina ho an'ny incubation
🐣 Mety tsara ho an'izay te hanangana na hampitombo cheptel Sussex

📩 Raha liana dia afaka mandefa message privé hahazoana fanazavana sy réservation.

⚠️ Quantité limitée — izay tonga aloha no mahazo! 🔥

🔥 POUSSINS DISPONIBLES ISAN-KARAZANY! 🐥🔥Misy poussins tsara sy salama azo alaina izao 👇💯🐔 Sussex Light Hermine Noir – Va...
18/08/2026

🔥 POUSSINS DISPONIBLES ISAN-KARAZANY! 🐥🔥

Misy poussins tsara sy salama azo alaina izao 👇💯

🐔 Sussex Light Hermine Noir – Vavy
• 2 mois : 2 isa 🔥
• 3 mois : 1 isa 💯

🐓 Sussex Fauve Hermine Noir – Lahy
• 2 mois : 1 isa 🔥

🐥 Sussex Fauve Hermine Noir – Poussins
• 2 semaines : 4 isa 🔥💯

💥 Vidiny mirary no atolotray amin’izy ireo, ka aza taraiky!

⚠️ Izay tonga aloha ihany no mahazo — rehefa lany dia lany! 🔥

📩 MP raha mila fanazavana na famandrihana.

🔥 Aza miandry ela, raiso dieny mbola misy! 🐥💯

🔥 MANDALO AMZAY ARY NY MIIAVAKA! 💯Tandremo sao taraiky fa kely sisa! 🔥🐔 COUPLE WYANDOTTE DORÉ LISERÉ BLEU DISPONIBLE 🔥💯✨...
17/08/2026

🔥 MANDALO AMZAY ARY NY MIIAVAKA! 💯
Tandremo sao taraiky fa kely sisa! 🔥

🐔 COUPLE WYANDOTTE DORÉ LISERÉ BLEU DISPONIBLE 🔥💯

✨ Vavy : 9 mois, efa manatody ary mavitrika tsara 🥚🔥
🐓 Lahy : 5 mois, salama tsara ary efa miandry kely dia haneno 💯🔥

✅ Efa vermifugé TSR
✅ Salama tsara avokoa
✅ Couple tsara ho an’izay te-hanomboka élevage na hampitombo ny cheptel-ny 🔥

💎 Karazana Wyandotte Doré Liseré Bleu — tena miavaka ary tsy fahita matetika!
Aza miandry ela fa mety ho lasan'olona! 🔥

📩 Mila fanazavana? Midira MP
📞 Na antsoy mivantana : 034 39 303 57

🔥 Zavatra tsara no atolotray, qualité no priorité! 💯🐔

Address

Alasora
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bibi Farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category