Ferme BelPôma

Ferme BelPôma Elevage Porcin situer à Anjozorobe

29/04/2026

Nareo ko ve mba mampiresaka kisoa ? 👀

28/04/2026

Miaina miadana. 11jour 👉 5-6kg, io kely balitika anakiray io ihany no 2kg amin zareo 😁

Mahavanona jiaby e 👊

23/04/2026

Ireto sisa no mbola tavela ato tamin'ny zareo 10 teo 😁
Efa tsy misy afaka alaina tsony mo zany zareo reo fa mba mizara ny evolution anjareo fotsiny za 😊

Mahavanona daholy e 😁

21/04/2026

Asa, inona ny mapiasa saina an'azy ao 🤭

20/04/2026

Bon lundi daholy dia mahavanona jiaby e 😁

20/04/2026

😆

16/04/2026

Tongasoa ny vahiny kely vaovao 😊
11 moa izany izy ireo tamin’ny voalohany, fa indrisy voatsindrin’ny reniny ny 4, ary 1 maty satria malemy loatra. Tsy kivy anefa isika, lesona daholo izany.
Large White ny reniny, Pietrain ny rainy (na dia mbola tsy hita mihitsy aza hatreto ilay maha-Pietrain azy ireo hihi).

Mankasitraka indrindra an’ireo nividy. Lasa daholo ny kisoa kely.Izahay moa izany dia nitazona, atao fondation sy ataviz...
15/04/2026

Mankasitraka indrindra an’ireo nividy. Lasa daholo ny kisoa kely.
Izahay moa izany dia nitazona, atao fondation sy atavizina hihi 😊

Joyeuses Pâques daholy ooo 🥳🥳🥳
05/04/2026

Joyeuses Pâques daholy ooo 🥳🥳🥳

31/03/2026

Ho an’ireo mitady Pietrain tsara kalitao 🔥
👉 Mbola misy zanakisoa vavy 2 tavela tamin'izy 10 mianadahy !
✅ Afaka tonga dia alaina avy hatrany !
📩 Contact :
MP (message privé)
📞 034 86 885 80
📞 +261 38 24 236 46
💰 Prix : 300.000 Ar / iray
📍 Toerana : Anjozorobe (Antanetibe)

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ferme BelPôma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category