Sakafo MARAINA

Sakafo MARAINA Petit déjeuner à livrer ✨
📌 Malagasy - Continental - Américain

PME avec NIF/STAT/RCS

Ndao fa ho tsara foana ny tontolo andro na somary manerika aza satria eo Sakafo MARAINA ✨✨✨
17/08/2026

Ndao fa ho tsara foana ny tontolo andro na somary manerika aza satria eo Sakafo MARAINA

✨✨✨

Kitoza porc matsiro kely, anao irery tsy zaraina amin'ny hafa 😋😋Sakafo MARAINA
14/08/2026

Kitoza porc matsiro kely, anao irery tsy zaraina amin'ny hafa 😋😋

Sakafo MARAINA

Miezaka foana izahay mitazona ny “qualité” izay efa nahafantaranareo anay. 👌😉Sakafo MARAINA ❤️
12/08/2026

Miezaka foana izahay mitazona ny “qualité” izay efa nahafantaranareo anay. 👌😉

Sakafo MARAINA ❤️

Un p'tit rappel 👌
11/08/2026

Un p'tit rappel 👌

Maro be mihintsy ianareo no manotany hoe an'ity fanontaniana ity 😍😍

Valiny : Eny, afaka mandeha mitokana ny laoka, afaka mandeha irery ihany koa ny vary (vary amin'ny anana simple)

Ao anaty MENU misy ny détails 📩📩📩

Mirary Zomà mahafinaritra ✨✨

Sakafo MARAINA

‼️Efa natao isan-karazany mihintsy anie ny laoka mba ho mazoto homana ianareo ✨😋✅✅Afaka ovaovaina arak'izay tianao 👌🌸📌 É...
10/08/2026

‼️Efa natao isan-karazany mihintsy anie ny laoka mba ho mazoto homana ianareo ✨😋✅✅

Afaka ovaovaina arak'izay tianao 👌🌸

📌 Émincé de poulet
📌 Boulettes de poisson panées
📌 Saucisses fumées pur boeuf
📌 Saucisses porc
📌 Kitoza boeuf
📌 Kitoza porc
📌 Oeuf sur plat/Omelette

Sakafo MARAINA : namanao isan'andro 😍

038 96 312 11

Un doux matin avec les croissants et les pains au chocolat 😍😍 Sans oublier le café qui va avec ☕Tous ça, livrés chez vou...
07/08/2026

Un doux matin avec les croissants et les pains au chocolat 😍😍

Sans oublier le café qui va avec ☕

Tous ça, livrés chez vous, sans besoin de se déplacer 😉😉

Quelle bonne façon de commencer la journée ✨✨✨

Sakafo MARAINA

Ho an'izay mbola tsy maharaka, manao livraison isan'andro izahay 🤞👌👀♥️
05/08/2026

Ho an'izay mbola tsy maharaka, manao livraison isan'andro izahay 🤞👌👀♥️

Valiny : Eny, manao livraison foana izahay, Alatsinainy hatramin'ny Alahady ✅✅✅

Afaka mandefa commande ao amin'ny message na miantso : 038 96 312 11

Sakafo MARAINA

Aleo manampy vary mihintsy rehefa ity ny laoka dia ho lafatra ny tontolo andro e 👌😋➡️ Kitoza porc + vary amin'ny anana ✅...
03/08/2026

Aleo manampy vary mihintsy rehefa ity ny laoka dia ho lafatra ny tontolo andro e 👌😋

➡️ Kitoza porc + vary amin'ny anana ✅

🌸✨🌸✨🌸✨

Sakafo MARAINA : namanao isan'andro 🔥

038 96 312 11

P'tit déj fait-maison, adapté pour les petits et les grands ✨🌸Notre service est disponible tous les jours ✅✅Dès 6H.038 9...
02/08/2026

P'tit déj fait-maison, adapté pour les petits et les grands ✨🌸

Notre service est disponible tous les jours ✅✅

Dès 6H.

038 96 312 11

Sakafo MARAINA

Tsy dia misy kabary fa aleo hiteny ny sary 👌✨🙏Sakafo MARAINA
26/07/2026

Tsy dia misy kabary fa aleo hiteny ny sary 👌✨🙏

Sakafo MARAINA

Address

En Ligne
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo MARAINA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share