07/12/2025
Mivarotra anaty tambazotra ve ianao nefa sahirana amin’ny fandefasana entana ?
Ireto misy tolotra 3 hampahomby ny varotrao sy hahafapo ny mpanjifanao.
🚲 Starter – Ho an’ireo mpivarotra kelikely
Olanao : Vitsy ny kaomandy isan’andro, ka tsy zakan’ny teti-bola ny maka livreur raikitra
Vahaolana :
- Livreur miasa ho anao rehefa ilainao
- Livraison 5 be izao no ho ataony anao ao anatin'ny tapak’andro
- Vidiny : 15 000 Ar / andro
✅ Tena mety ho an’ireo mitady livraison tsy lafo nefa mahafapo mpanjifa, azonao lazaina mialoha an'ny client-nao ny frais de livraison - mitombo kokoa ny mpividy
📦 *Flexible – Ho an’ireo manana tsena miovaova
Olanao :Misy herinandro vitsy kaomandy, indraindray betsaka be.
Vahaolana :
- Livreur miasa ho anao in-telo isan-kerinandro (ianao no mifidy ny andro)
- Livraison 10 be izao no ho ataony anao ao anatin'ny tapak’andro
- Vidiny : 30 000 Ar / andro
na 80 000 Ar / herinandro
✅ Azo amboarina arakaraka ny tahan’ny varotrao, tsy lafo nefa azahoanao tombony
---
💼 Pro+ – Ho an’ireo mpivarotra lehibehy, e-commerce matanjaka
Olanao : Varotra isan’andro, mandany fotoana amin’ny fanatontosana fandefasana.
Vahaolana :
- Fandefasana isan’andro (Alatsinainy ka hatramin’ny Zoma)
- Livraison 15 be izao no ho ataony anao ao anatin'iray andeo
- Vidiny : 40 000 Ar / andro
✅ Izahay no mandamina ny livraison, ianao mifantoka amin’ny varotrao
---
🔧 Ho an’ireo tranga manokana…
- Fandefasana maika ? +1 000 Ar
- Mpanjifa ivelan’ny tanàna ? Manomboka amin’ny +4 000 Ar
---
Amin’ireo tolotra ireo dia manam-potoana bebe kokoa ianao, tsy miasa saina be amin'ny fandaminana ny livraison, mahomby kokoa, ary mahafaly mpanjifa — tsy misy ahiahy.
🏢Immeuble raitra 2em etage box 5🏢
0️⃣3️⃣4️⃣5️⃣0️⃣3️⃣8️⃣7️⃣5️⃣1️⃣