Deli'Chips

Deli'Chips DELI'CHIPS
Chips - Cacapigeon - Voandalana
"à goût unique!"
Vita Malagasy🇲🇬
Tsiro miavaka, croquant & naturel 😋
📞034 38 810 78
034 65 932 87

17/08/2026

Mahafinaritra be foana ny fiarahana amin'ny mponin'i Vakinankaratra .
Na efa mpitsok'ovy ary mbola jifainareo ihany ilay chips ovy fa "hafa mihitsy" hono. 🥰😂
Misaotra e🙏

14/08/2026

Mandray anjara amin'ny VAKRANTY 2026 ao Antsirabe ny Deli'Chips .
Tongava mitsidika ny STAND 243 raha hanandrana izany TSIRO HAFAKELY izany ianao😋.


DELI'CHIPS
Chips - Cacapigeon - Voandalana
"à goût unique!"
Vita Malagasy🇲🇬
Tsiro miavaka, croquant & naturel 😋
📞034 38 810 78
034 65 932 87

❤️ FISAORANA LEHIBE HO ANAREO REHETRA ! Ny ekipa DELI’CHIPS dia maneho fisaorana feno ho anareo rehetra izay tonga tao a...
11/08/2026

❤️ FISAORANA LEHIBE HO ANAREO REHETRA !

Ny ekipa DELI’CHIPS dia maneho fisaorana feno ho anareo rehetra izay tonga tao amin’ny stand-nay nandritra ny FIER-MADA 2026. 🙏✨
Misaotra indrindra anareo izay tonga nanandrana, nankafy ary nividy ny vokatray. 🥰
Ny fahatokisanareo, ny fanohanana ary ny hevitra nomenareo dia tena manome hery anay handroso hatrany. ❤️

📦 Na efa nifarana aza ny FIER-MADA, dia mbola eto foana izahay handray ny commande-nareo !

📞 Commande : 034 38 810 78 ( Anosibe)
034 65 932 87 (Talatamaty)

Ao daholo ve isika e !!!!!!!Tongasoa eto AMBANJA indray izahay Deli'Chips hizara tsiro tsy manam-paharoaHiaraka eto indr...
09/08/2026

Ao daholo ve isika e !!!!!!!
Tongasoa eto AMBANJA indray izahay Deli'Chips hizara tsiro tsy manam-paharoa
Hiaraka eto indray isika hatramin'ny 22 aogositra. Tongava mitsidika fa sady hahazo fahafinaretana ianao amin'ny hakanton'ny tanàna no hianoka tsiro hafa mihitsy miaraka amin'i Deli'Chips
Deli'Chips ilay tsiro tsy foiko, tsy foinao, tsy fointsika !!!!!!
VITA MALAGASY, Hafa ihany

09/08/2026

Andro famaranana FIER-MADA 2026

09/08/2026

Andro famaranana ny FIER-MADA 2026.

J2 FIER-Mada  27 ème EditionKianja Makis AndohatapenakaMiandry anao ao ambadiky ny podium ao izahay🥳 -Mada
06/08/2026

J2 FIER-Mada 27 ème Edition
Kianja Makis Andohatapenaka
Miandry anao ao ambadiky ny podium ao izahay🥳
-Mada

🎉  Maniry hanandrana an'izany Chips sy cacapigeon "à saveur unique" izany ve ianao?   👉FIER-Mada 27ème Edition 20216 ind...
01/08/2026

🎉 Maniry hanandrana an'izany Chips sy cacapigeon "à saveur unique" izany ve ianao?
👉FIER-Mada 27ème Edition 20216 indray ny Rendez-vous antsika manaraka 🌿

📅 05 ka hatramin'ny 09 Aout 2026 ao amin'ny Stade Makis Andohatapenaka
📍 Stand ao ambadiky ny podium

Tongava mitsidika anay fa misy fanandramana hatrany ato amin'ny Deli'Chips 😋

✨ Miandry anareo izahay!
📞 Raha mila fanazavana: 034 38 810 78

'Ndao indray hankafy Vacances miaraka aminay !!!!!Ho antsika eto Mahajanga sy Nosy Be Hell Ville, ho avy hanolotra tsiro...
24/07/2026

'Ndao indray hankafy Vacances miaraka aminay !!!!!
Ho antsika eto Mahajanga sy Nosy Be Hell Ville, ho avy hanolotra tsiro miavaka indray DELI'CHIPS

NOSY BE HELL VILLE

Manomboka ny 30 JOLAY hatramin'ny 15 AOÛT 2026

MAHAJANGA
Manomboka ny 7 AOÛT hatramin'ny 30 AOÛT 2026

DELI'CHIPS, ilay tsiro tsy afaka am-bavanao, matsiro, hafa mihitsy !!!!

Address

Talatamaty
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Deli'Chips posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category