Soa Yummy Cake

Soa Yummy Cake Vente de gâteaux, cookies, desserts salés et sucrés au petit format et cute design �

Mandray commande hatrany na d tsy hitahita kely eto @ pejy aza an. Manomboka 4000Ar ny portion 😊
29/01/2026

Mandray commande hatrany na d tsy hitahita kely eto @ pejy aza an. Manomboka 4000Ar ny portion 😊

08/01/2026

Raha manana ambina crème au beurre ianao ka tsy hitanao izay afaka ampiasana azy dia araho ny video fa misy recette moelleux azo atao tsara ao.
Dia amidy ilay mini-four kely ao @ video io raha mety aminao. Mahavita mahandro tsara mitovy @ lafaoro lehibe rehetra izy fa version mini mahafatifaty kely fotsiny no sady tsy mibahan-toerana mihitsy sy tsy mandany jiro 😉, sady mahazo cadeau gant en silicone izay maka aza 🤗.
Afaka ataonao JP ato @ ity lien manaraka ity raha hividy azy ianao (sady mitsidika ny pejy fa maro karazana ny entana amidin zareo ao 😉), na ihany koa tonga dia JP na Mp eto @ pejintsika mety foana 😌.
https://www.facebook.com/share/v/1GCSkRoM9s/
Io iray io ihany fa tsy misy hafa ka aza tara.
Dia aza adino ny manaraka ny pejy raha mbola te hahita recette hafa ihany koa ianao.
Bisous bisous 😊


Ity asa tànana mofomamy 🎂tsotsotra ity no entinay hiarahabana anareo nahatratra ny taona 2026 🥰. Mirary taom-pahombiazan...
02/01/2026

Ity asa tànana mofomamy 🎂tsotsotra ity no entinay hiarahabana anareo nahatratra ny taona 2026 🥰. Mirary taom-pahombiazana feno fahasoavana sy fifaliana ombam-pahasalamana ho anareo rehetra.
Essai crème au beurre no natao teto. Tsy mbola tena nahafa-po fa miezaka hatrany kosa anefa 🤗.
🎉 BONNE ET HEUREUSE ANNÉE 2026 🎉

Dia manasa anao hanaraka ny pejy hiara-hifampizara ny mamy miaraka aminay 😊

Mankasitraka antsika rehetra nahatoky anay tamin'ity taona 2025 ity 🙏🙏🙏. Hiezaka hanome ny tsaratsara kokoa hatrany izah...
31/12/2025

Mankasitraka antsika rehetra nahatoky anay tamin'ity taona 2025 ity 🙏🙏🙏. Hiezaka hanome ny tsaratsara kokoa hatrany izahay ho an'ny taona ho avy mba hahafa-po anareo izay efa teo sy mbola ho eo ho anay. Dia mirary antsika rehetra samy hahatratra ny taona vaovao 2026 am-pifaliana 🤗

20/12/2025

Efa manomboka mikatroka @ commande-nareo Noel isan-karazany izahay ka mety tsy ho connecté matetika fa raha misy ilaina dia ity ny laharan-taroby :
034 43 618 11 😊

Mafana tsara kosa Père Noel @ ireto gant sy botte sy tasse café sy ronono reto e, kony e 🤭.Afaka ahantona @ sapin koa an...
17/12/2025

Mafana tsara kosa Père Noel @ ireto gant sy botte sy tasse café sy ronono reto e, kony e 🤭.
Afaka ahantona @ sapin koa anie e, tena ho faly ny ankizy 🤗.
Hatramin'ny zoma 19 Desambra izao ny fara-fandraisana commande Noel sao tara an:
👉 Cookies thème Noel: 10000Ar/barquette de 200g (30 à 35 pièces eo eo)
👉 Buche de Noel à la vanille avec insert fruits de saison: 12000Ar
👉 Buche de Noel tout choco: 15000Ar
Mandroso ao @ mp àry raha hanao commande ianao 😊.

❤️ Tsy voatery ho thème Noel foana koa ny @ ireto cookies ireto an. Afaka atao karazany hafa toy ny @ sary 🦁🐻🐶🐱🐰. Mety z...
16/12/2025

❤️ Tsy voatery ho thème Noel foana koa ny @ ireto cookies ireto an. Afaka atao karazany hafa toy ny @ sary 🦁🐻🐶🐱🐰. Mety zaraina @ mpiara-mianatra rehefa anniversaire ohatra, na zaraina @ invités... sns...
Raha misy endriny hafa tianao hanaovana azy ihany koa dia afaka mifampiresaka tsara ao @ mp 😊.
Ny vidiny raha toy ireo @ sary ireo dia tsy miova fa 10000Ar ny barquette de 200g (30 à 35 pièces eo eo) 😉.
Manasa anao àry handroso ao @ mp fa mandray commande foana izahay 🤗

Mankasitraka ireo izay efa nanjifa tato aminay 😊. Mahafaly anay ery rehefa andefasanareo retour mamy kely toy izao izaha...
15/12/2025

Mankasitraka ireo izay efa nanjifa tato aminay 😊. Mahafaly anay ery rehefa andefasanareo retour mamy kely toy izao izahay ❤️☺️
Matsiro anie oa ilay buche nefa @ vidiny mirary e. Mbola misokatra ny fandraisana commande pour Noel hatreto an:
👉 Bûche vanille avec insert fruits de saison : 12 000 Ar
👉 Bûche tout choco : 15 000 Ar
Pour 6 personnes.
Mandroso ao @ mp àry tompoko raha hanao commande ianao 😉.

Asa tànana kely tsotsotra.Chantilly ihany no nampiasaina teto.Mandroso ao @ mp raha mahaliana anao 😊.
11/12/2025

Asa tànana kely tsotsotra.
Chantilly ihany no nampiasaina teto.
Mandroso ao @ mp raha mahaliana anao 😊.

Ity ndray àry ny vokatra manaraka e:   thème Noel. Jereo anie ireto sarisary kely reto e, tianareo ve 😊? Ny ankizy aloha...
10/12/2025

Ity ndray àry ny vokatra manaraka e: thème Noel.
Jereo anie ireto sarisary kely reto e, tianareo ve 😊? Ny ankizy aloha tena tia azy.
Azonareo atao tsakitsaky kely @ , zaraina ho an'ny mpianakavy, na any am-piangonana, na atao décoration eny ambony lovia, na mba te hanao opération miavaka @ mahazatra sns e ... Amin'izay itiavanareo azy mihitsy.
Mandray commande izahay.
Prix: 10000Ar/barquette de 200g (30 à 35 pièces eo)
Tongava mp àry fa mbola misokatra ny fandraisana commande.


Address

Ambohimanambola
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Yummy Cake posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category