30/08/2026
Ty indray maman ny arrivagen tsika ah 😊
🔥 MACHINE A MASSAGE 🔥
N'y tombony amin izy ty dia afaka ianao irery ihany dia mahavita massage ny tenanao anie eh 🥰
Ilay reradreraka avy Manao raharaha iny tena manampy bé mihitsy izy ty 🥰
✅Misy lohany 4 afaka hisolosoloana izy
✅ Chargeable
✅ Batterie maharitra bé mihitsy
✅Misy couleur 4 disponible
💚vert
🩶gris
🖤noir
❤️grenat
💸25000 ar
🛵Sur Livraison Mandefa Amin faritra rehetra ihany koa