Epi-Tsiky Anosivavaka

Epi-Tsiky Anosivavaka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Epi-Tsiky Anosivavaka, Grocers, Anosivavaka Ambohimanarina, Antananarivo.

Efa afaka manjifa ny MPAY/MAKA ato amin'ny EPI-TSIKY ANOSIVAVAKA! Efa io ny laharana.
05/08/2026

Efa afaka manjifa ny MPAY/MAKA ato amin'ny EPI-TSIKY ANOSIVAVAKA! Efa io ny laharana.

31/07/2026

Ilazana isika Mpanjifa, fa efa miverina soamantsara ny SALAMI PORC sy ny SALAMI VOLAILLES.
Efa hiverina tsy ho ela ihany koa NY SAUCISSONS sy ny ROSETTE nampalaza an'ny EPI-TSIKY ANOSIVAVAKA.

22/07/2026

Fanazavana kely tsotra fotsiny, satria maro no tsy Tena mahalala ny azo amin'ilay 2toi, TOA ahy:
1-MORA: Crédit 500Ar- 1000Ar-2000Ar-5000Ar ary MORA International. Io izany dia manampy anao tsy hitady cartes hatao fahana. Afaka anaovana antso sy SMS ary Internet.
2-YELOW: Crédit internet 100Ar-200Ar + SMS-500Ar-1000Ar,ary ONE 1000Ar. Tsy afaka anaovana antso fa SMS sy Internet ihany.
3-FIRST PREMIUM: Crédit misy SMS sy antso ary internet mandritry ny herinandro manomboka 10000Ar-15000Ar-Promo First Prestige 30000Ar mahazo 15Go ary ny First Royal 50000Ar.
Tongava amin'izay ary ato amin'ny EPI-TSIKY.
Ny cartes YAS Koa dia efa misy tsy tapaka ihany koa.

16/07/2026

Mampahafantatra antsika mpanjifa, fa efa misy ny 2TOI miaraka amin'ny YAS ato amin'ny EPI-TSIKY.
Afaka fotoana fohy, dia hivarotra cartes SIM YAS ihany koa.
Hatreo aloha fa ny sisa manaraka ihany!

EPI-TSIKY NEW LOOK, takon'ilay YAS e!
11/07/2026

EPI-TSIKY NEW LOOK, takon'ilay YAS e!

Izany Koa ary ny rosette sy ny saucissons matsiro...
13/06/2026

Izany Koa ary ny rosette sy ny saucissons matsiro...

Efa azo jifaina ato amin'ny EPI-TSIKY mahazatra anao ny SAUCISSES "BOM & BUU" BOEUF sy POULET:1-Nature2-Fumée3-PanéeTong...
08/06/2026

Efa azo jifaina ato amin'ny EPI-TSIKY mahazatra anao ny SAUCISSES "BOM & BUU" BOEUF sy POULET:
1-Nature
2-Fumée
3-Panée
Tongava mividy fa ho afa-po ianao

Iza no noana amin'izao Ora izao ka mila hanaterana goûter?
12/05/2026

Iza no noana amin'izao Ora izao ka mila hanaterana goûter?

01/04/2026

Address

Anosivavaka Ambohimanarina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Epi-Tsiky Anosivavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category