Koba Mahamasina - Mr Maurice & π‘“π‘Žπ‘šπ‘–π‘™π‘™π‘’

Koba Mahamasina - Mr Maurice & π‘“π‘Žπ‘šπ‘–π‘™π‘™π‘’ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Koba Mahamasina - Mr Maurice & π‘“π‘Žπ‘šπ‘–π‘™π‘™π‘’, Food stall, Mahamasina, Antananarivo.

πŸ“Alakamisy: ampitan'ny Pharmacie de Mahamasina

πŸ“ŒMandray commande (koba barre 1 farafahakeliny) sy manao livraison ihany ko izahay!

*Farafahakeliny 2 andro mialoha rehefa manao commande😊

πŸ“ž 033 11 154 30
πŸ“ž 034 56 876 90
πŸ“¨ MP

✨ Ireto misy fomba vitsivitsy ahafahanao mankafy Koba:β˜• Miaraka amin’ny cafΓ© mafana.🍦 Asiana glace sy chocolat.🍌 Atao de...
24/01/2026

✨ Ireto misy fomba vitsivitsy ahafahanao mankafy Koba:
β˜• Miaraka amin’ny cafΓ© mafana.
🍦 Asiana glace sy chocolat.
🍌 Atao dessert miaraka amin’ny voankazo.

Iza amin’ireo ary no tena tianao, sa ianao manana fomba fihinanana manokana ankafizanao azy? πŸ˜‹
Lazao anay ao amin’ny commentaires! πŸ‘‡

21/01/2026

πŸŽ‰RESULTATS GIVEAWAYπŸŽ‰

Arahabaina ireto mpandresy roa ireto:
✨ ΚšΚ†Κš Manitra ΚšΚ†Κš
✨ Miora Karen

Misaotra antsika rehetra nandray anjaraπŸ™!
Amin'ny manaraka indray! πŸ₯°

✨GIVEAWAY✨🎁 Kilalao ahazoana Koba 10 000 Ar (20cm) be izao no atolotray ho anareo androany ary olona 2 ny ahazo azy!Tsot...
19/01/2026

✨GIVEAWAY✨

🎁 Kilalao ahazoana Koba 10 000 Ar (20cm) be izao no atolotray ho anareo androany ary olona 2 ny ahazo azy!

Tsotra ny fomba fandraisana anjara:
βœ… Araho ny pejy
βœ… Zarao (mode public) mba ho hitan'ny hafa
βœ… Asio "j'aime" ity publication ity
βœ… Mentionneo ao amin'ny commentaires ny namanao 5 hanaraka ny pejy

⚠️Fara fandraisaina anjara: 21 janvier - 18h
πŸ“…Fisarihana: 21 janvier - 20h

Mazotoa daholo ary oh😁!

πŸ“£Ho anareo mpanjifa ny koban'i Mr Maurice eo Mahamasina sy ianareo izay mbola tsy nahalala, nosokafana ho anareo ity pej...
17/01/2026

πŸ“£Ho anareo mpanjifa ny koban'i Mr Maurice eo Mahamasina sy ianareo izay mbola tsy nahalala, nosokafana ho anareo ity pejy ity!

Afaka miditra MP ianareo rehefa hanao commande manomboka izao😊

πŸ“Œ 2 andro mialoha rehefa hanao commande, koba barre 1 farafahakeliny.

Araho ary ny pejy😁

πŸ“ž 033 11 154 30
πŸ“ž 034 56 876 90
🚚 Manao livraison

Address

Mahamasina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Koba Mahamasina - Mr Maurice & π‘“π‘Žπ‘šπ‘–π‘™π‘™π‘’ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share