Sakafo Manome Hery

Sakafo Manome Hery 👉“Mivarotra sakafo 100% naturel sy mahasalama🌿"
☎️: 0389836824/0374115947/mp Facebook/whatsApp/

👉 NOIX DE CAJOU & AMANDE 😍Tonga indray ny Noix de cajou sy Amande , matsiro be amin'ilay croquant tsara😋🥜 Noix de cajou✔...
03/08/2026

👉 NOIX DE CAJOU & AMANDE 😍
Tonga indray ny Noix de cajou sy Amande , matsiro be amin'ilay croquant tsara😋

🥜 Noix de cajou
✔️ Manome énergie voajanahary 💪
✔️ Tsara ho an'ny fo ❤️
✔️ Snack mahasalama amin'ny fotoana rehetra

💰 100g 👉 7 000Ar
💰 250g 👉 17 500Ar

🥜 Amande
✔️ Manankarena vitamina E sy magnésium
✔️ Manampy amin'ny fahasalaman'ny fo sy ny hoditra 💚
✔️ Mety ho an'ny sakafo maraina na collation

💰 100g 👉 9 500Ar
💰 250g 👉 23000Ar

⚠️ Stock limité
📩 Alefaso message dieny izao raha hanao commande na miantso
☎ 038 98 368 24
🚚 Livraison disponible à partir de 3000ar

👉 GRAIN DE COURGE 🎃Mitady sakafo naturel hanampy ny fahasalamanao ve ianao? 😊Ny Grain de Courge dia anisan'ireo voa mana...
03/08/2026

👉 GRAIN DE COURGE 🎃
Mitady sakafo naturel hanampy ny fahasalamanao ve ianao? 😊

Ny Grain de Courge dia anisan'ireo voa manankarena otrikaina, ka tsara ampidirina amin'ny sakafo isan'andro.

Ny vokatsoa ho entiny:
✔️ Manankarena zinc, manampy ny hery fiarovana 🛡️
✔️ Tsara ho an'ny fahasalaman'ny lehilahy, indrindra ny prostate
✔️ Manampy ny fo sy ny lalan-drà ❤️
✔️ Misy protéines sy fibres, manampy haharitra voky

🥣 Fomba fihinana:
👉 Hohanina mivantana ho snack
👉 Afangaro amin'ny yaourt na flocons d'avoine
👉 Afafy amin'ny salady na lasopy

📩 Alefaso aingana ary ny commande na miantso
☎ 038 98 368 24
🚚 Livraison disponible

👉 Araho hatrany ny page-tsika raha mila sakafo mahasalama sy toro-hevitra mahasoa 😊

🌱 GRAIN DE CHIA & GRAIN DE SESAME disponible chez SFO☘️Mety efa hitanao sy henonao foana… fa tsy mbola fantatrao ny heri...
03/08/2026

🌱 GRAIN DE CHIA & GRAIN DE SESAME disponible chez SFO☘️
Mety efa hitanao sy henonao foana… fa tsy mbola fantatrao ny heriny 😮

🌱 Grain de Chia
✔️ Manankarena fibre, manampy ny digestion
✔️ Manome fahatsapana voky ela kokoa
✔️ Misy oméga-3, tsara ho an'ny fo ❤️
✔️ Mety amin'ny yaourt, smoothie na rano

🌾 Grain de Sésame
✔️ Manankarena calcium sy magnésium
✔️ Manampy amin'ny fanamafisana ny taolana 🦴
✔️ Tsara ho an'ny fo sy ny hery fiarovana
✔️ Azo afafy amin'ny salady, m**o na sakafo isan'andro

👉 Alefaso aingana ary ny commande na miantso 😊
☎ 038 98 368 24
🚚 Livraison disponible à partir 3000ar

👉 Araho hatrany ny page raha mila conseils sy sakafo mahasalama ianao💚

👉 GRAIN DE COURGE 🎃Mitady sakafo naturel hanampy ny fahasalamanao ve ianao? 😊Ny Grain de Courge dia anisan'ireo voa mana...
24/07/2026

👉 GRAIN DE COURGE 🎃

Mitady sakafo naturel hanampy ny fahasalamanao ve ianao? 😊

Ny Grain de Courge dia anisan'ireo voa manankarena otrikaina, ka tsara ampidirina amin'ny sakafo isan'andro.

Ny vokatsoa ho entiny:
✔️ Manankarena zinc, manampy ny hery fiarovana 🛡️
✔️ Tsara ho an'ny fahasalaman'ny lehilahy, indrindra ny prostate
✔️ Manampy ny fo sy ny lalan-drà ❤️
✔️ Misy protéines sy fibres, manampy haharitra voky

🥣 Fomba fihinana:
👉 Hohanina mivantana ho snack
👉 Afangaro amin'ny yaourt na flocons d'avoine
👉 Afafy amin'ny salady na lasopy

📩 Alefaso aingana ary ny commande na miantso
☎ 038 98 368 24
🚚 Livraison disponible

👉 Araho hatrany ny page-tsika raha mila sakafo mahasalama sy toro-hevitra mahasoa 😊

👉 NOIX DE CAJOU & AMANDE 😍Tonga indray ny Noix de cajou sy Amande , matsiro be amin'ilay croquant tsara😋🥜 Noix de cajou✔...
24/07/2026

👉 NOIX DE CAJOU & AMANDE 😍

Tonga indray ny Noix de cajou sy Amande , matsiro be amin'ilay croquant tsara😋

🥜 Noix de cajou
✔️ Manome énergie voajanahary 💪
✔️ Tsara ho an'ny fo ❤️
✔️ Snack mahasalama amin'ny fotoana rehetra

💰 100g 👉 7 000Ar
💰 250g 👉 17 500Ar

🥜 Amande
✔️ Manankarena vitamina E sy magnésium
✔️ Manampy amin'ny fahasalaman'ny fo sy ny hoditra 💚
✔️ Mety ho an'ny sakafo maraina na collation

💰 100g 👉 9 500Ar
💰 250g 👉 23000Ar

⚠️ Stock limité
📩 Alefaso message dieny izao raha hanao commande na miantso
☎ 038 98 368 24
🚚 Livraison disponible à partir de 3000ar

🌱 GRAIN DE CHIA & GRAIN DE SESAME disponible chez SFO☘️Mety efa hitanao sy henonao foana… fa tsy mbola fantatrao ny heri...
24/07/2026

🌱 GRAIN DE CHIA & GRAIN DE SESAME disponible chez SFO☘️

Mety efa hitanao sy henonao foana… fa tsy mbola fantatrao ny heriny 😮

🌱 Grain de Chia
✔️ Manankarena fibre, manampy ny digestion
✔️ Manome fahatsapana voky ela kokoa
✔️ Misy oméga-3, tsara ho an'ny fo ❤️
✔️ Mety amin'ny yaourt, smoothie na rano

🌾 Grain de Sésame
✔️ Manankarena calcium sy magnésium
✔️ Manampy amin'ny fanamafisana ny taolana 🦴
✔️ Tsara ho an'ny fo sy ny hery fiarovana
✔️ Azo afafy amin'ny salady, m**o na sakafo isan'andro

👉 Alefaso aingana ary ny commande na miantso 😊
☎ 038 98 368 24
🚚 Livraison disponible à partir 3000ar

👉 Araho hatrany ny page raha mila conseils sy sakafo mahasalama ianao💚

🥣FLOCONS D'AVOINES 👉 Sakafo tsotra… fa tena mahasalama disponible izao 😍Ireto avy ary ny vokatsoa azo avy amin'ny fihina...
21/07/2026

🥣FLOCONS D'AVOINES 👉 Sakafo tsotra… fa tena mahasalama disponible izao 😍
Ireto avy ary ny vokatsoa azo avy amin'ny fihinanana Flocons d'avoines :
✔️ manome énergie maharitra 💪 (tsy mampiakatra tampoka ny siramamy)
✔️ tsara ho an’ny fo ❤️ mampihena “cholestérol” izay miaro ny fo
✔️ Manampy amin’ny digestion 🌿 (manankarena fibre)
✔️ mahatonga tsy ho noana haingana
✔️ Manankarena vitamines sy minéraux izay manampy hery sy fahasalamana

💰 19000Ar 👉 1kg
💰 9500Ar 👉 500g

👉 Fomba fihinanana
- miaraka amin’ny ronono na yaourt 🥛
- ampiarahana amin'ny voankazo 🍓🍌
👉 1 bol kely isan’andro dia efa ampy
👉 mety amin’ny olona rehetra (ankizy, lehibe)

📩 Alefaso ny commande sur Mp na miantso
☎ 038 98 368 24
🚙 Livraison disponible
⚠️ Stock limité

13/07/2026
✨“Mety efa hitanao sy henonao foana… fa tsy mbola fantatrao ny heriny 😮🌱 Grain de Chia & 🌾 Grain de Sésame disponible ch...
13/07/2026

✨“Mety efa hitanao sy henonao foana… fa tsy mbola fantatrao ny heriny 😮
🌱 Grain de Chia & 🌾 Grain de Sésame disponible chez SFO☘️

Mitadiava sakafo kely nefa feno otrikaina hanohanana ny fahasalaman'ny vatanao isan'andro.

🌱 Grain de Chia
✔️ Manankarena fibre, manampy ny digestion
✔️ Manome fahatsapana voky ela kokoa
✔️ Misy oméga-3, tsara ho an'ny fo ❤️
✔️ Mety amin'ny yaourt, smoothie na rano

🌾 Grain de Sésame
✔️ Manankarena calcium sy magnésium
✔️ Manampy amin'ny fanamafisana ny taolana 🦴
✔️ Tsara ho an'ny fo sy ny hery fiarovana
✔️ Azo afafy amin'ny salady, m**o na sakafo isan'andro

✨ Ny fahasalamana dia tsy avy amin'ny fanafody ihany, fa avy amin'ny safidy tsara ataontsika isan'andro.

👉 Alefaso aingana ary ny commande na miantso 😊
☎ 038 98 368 24
🚚 Livraison disponible à partir 3000ar

👉 Araho hatrany ny page raha mila conseils sy sakafo mahasalama ianao💚

🥣FLOCONS D'AVOINES 👉 Sakafo tsotra… fa tena mahasalama disponible izao 😍Ireto avy ary ny vokatsoa azo avy amin'ny fihina...
13/07/2026

🥣FLOCONS D'AVOINES 👉 Sakafo tsotra… fa tena mahasalama disponible izao 😍

Ireto avy ary ny vokatsoa azo avy amin'ny fihinanana Flocons d'avoines :
✔️ manome énergie maharitra 💪 (tsy mampiakatra tampoka ny siramamy)
✔️ tsara ho an’ny fo ❤️ mampihena “cholestérol” izay miaro ny fo
✔️ Manampy amin’ny digestion 🌿 (manankarena fibre)
✔️ mahatonga tsy ho noana haingana
✔️ Manankarena vitamines sy minéraux izay manampy hery sy fahasalamana

💰 19000Ar 👉 1kg
💰 9500Ar 👉 500g

👉 Fomba fihinanana
- miaraka amin’ny ronono na yaourt 🥛
- ampiarahana amin'ny voankazo 🍓🍌

👉 1 bol kely isan’andro dia efa ampy
👉 mety amin’ny olona rehetra (ankizy, lehibe)

📩 Alefaso ny commande sur Mp na miantso
☎ 038 98 368 24
🚙 Livraison disponible
⚠️ Stock limité

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo Manome Hery posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category