27/05/2026
🍯 Tantely pure 👉 mamay voajanahary izay manan-karena tombontsoa ho an’ny vatana 🌿
Fantatrao ve? 😉
Ny tantely pure dia afaka manampy:
✔️ manome énergie voajanahary 💪
✔️ manampy hery fiarovana 🛡️
✔️ mampitony tenda sy kohaka 🤧
✔️ manampy ny digestion 🌿
✔️ mety ho solon’ny siramamy amin’ny sakafo sasany
💡 Ahoana ny fihinana azy?
🍋 Tantely + rano mafana + voasary makirana → tsara amin’ny maraina
🥣 Tantely + flocons d’avoine → sakafo maraina mahasalama
🥜 Tantely + amande → snack naturel
🍞 Tantely + m**o → tsotra nefa manome hery
⚠️ Aza afangaro amin’ny rano tena mangotraka be (mafana be loatra), sao mihena ny tombontsoa sasany 😉
💚 Ny fahasalamana tsara dia miainga amin’ny zavatra kely atao isan’andro
📩 Miel pure disponible ato aminay
🍯 1L = 25 000Ar
🚚 Livraison disponible 😊