Churros by Titi

Churros by Titi Vente Churros

24/06/2026

Aza adino ny fotoanantsika amin'ny 27-28 Juin ho avy izao 🥰
Any indray tsika mihaona amin'ny churros by t**i sy ny grillade isankarazany

Ato indray no misy antsika amin'ity herinandro ityTongava maro🥰
23/06/2026

Ato indray no misy antsika amin'ity herinandro ity
Tongava maro🥰

Ndao indray ary eStade barea manomboka androany hatramin’ny sabotsyTongava maro fa ny charros by t**i vonona hanome faha...
04/06/2026

Ndao indray ary e
Stade barea manomboka androany hatramin’ny sabotsy
Tongava maro fa ny charros by t**i vonona hanome fahafaham-po anareo foana😍

Mankasitraka e🙏🙏Tapitra Androany ny tao Amin'ny KIBO Sanifer anosivavaka Tena hoe nahafinaritra ny fiarahana taminareo m...
30/05/2026

Mankasitraka e🙏🙏
Tapitra Androany ny tao Amin'ny KIBO Sanifer anosivavaka
Tena hoe nahafinaritra ny fiarahana taminareo mpanjifa🥰
Amin'ny 4-5-6 indray ny fotoanantsika manaraka ao amin'ny Stand Barea

Tongava maro fa tsy ho diso fanantenana nareo fa dia hiverina matetika eo Aminay🥰

Tinareo Ilay Churros e🥰🥰Mankasitraka foana fa dia Izahay indray Ary no tsy maharaka🥰Misy miverina matetitetika mihitsyMi...
28/05/2026

Tinareo Ilay Churros e🥰🥰
Mankasitraka foana fa dia Izahay indray Ary no tsy maharaka🥰
Misy miverina matetitetika mihitsy
Misy miteny hoe m a asio any aminay e
Misy miteny hoe hanenjika churros fotsiny no andehananay aty😊😊
Eny eee
Ho ezahanay e🥰

Churros by T**iAza adino ny fotoanantsika manomboka Rahampitso hatram'ny Sabotsy ao Amin'ny KIBO sanifer anosivavaka🥰Ton...
26/05/2026

Churros by T**i
Aza adino ny fotoanantsika manomboka Rahampitso hatram'ny Sabotsy ao Amin'ny KIBO sanifer anosivavaka🥰
Tongava manandrana🥰

 **i et Batata Chez Mia    Tongava daholo fa tsy ho diso fanantenana nareo
01/05/2026

**i et Batata Chez Mia

Tongava daholo fa tsy ho diso fanantenana nareo




30/04/2026

Demain demain n'est pas loin🏍️🏍️🏍️
Churros by T**i & Batata Chez Mia
Vous attends au CCI IVATO

Ireo Ary ny date ahitantsika ny churros by t**i amin'iny Volana Mai sy Juin iny e🥰1er Mai: CCI IVATO27 au 30 Mai: KIBO A...
27/04/2026

Ireo Ary ny date ahitantsika ny churros by t**i amin'iny Volana Mai sy Juin iny e🥰
1er Mai: CCI IVATO
27 au 30 Mai: KIBO ANOSIVAVAKA
4 au 06 Juin: STADE BAREA MAHAMASINA
TONGAVA MARO 🙏

27/04/2026

Une journée magnifique à partager avec Churros by T**i et Batata Chez Mia
📅 1er mai 2026
📍 CCI Ivato

Address

Ambatolampy Andranomena
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Churros by Titi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category