Maison Mikalfy Traiteur

Maison Mikalfy Traiteur 𝙈𝙖𝙞𝙨𝙤𝙣 𝙈𝙞𝙠𝙖𝙡𝙛𝙮 | Service traiteur pour vos événements

Mankasitraka ireo rehetra nanjifa ny gâteau fête des pères ihany koa 🌹Mitohy hatrany ny fandraisana commande 📞0340235775
22/06/2026

Mankasitraka ireo rehetra nanjifa ny gâteau fête des pères ihany koa 🌹

Mitohy hatrany ny fandraisana commande
📞0340235775

🌹MANKASITRAKA ireo rehetra nandray anjara tamin’ny « Gâteau ho an’i Neny » izahay, ary mirary soa ny reny rehetra 🌹💌Mito...
04/06/2026

🌹MANKASITRAKA ireo rehetra nandray anjara tamin’ny « Gâteau ho an’i Neny » izahay, ary mirary soa ny reny rehetra 🌹

💌Mitohy indray ny fandraisana commande
📞034 02 357 75

🌹Ho fankalazàna ny fetin’ny Reny dia manao fihenam-bidy izahay ato amin’ny Maison Mikalfy Traiteur.Koa alefaso dieny iza...
26/05/2026

🌹Ho fankalazàna ny fetin’ny Reny dia manao fihenam-bidy izahay ato amin’ny Maison Mikalfy Traiteur.
Koa alefaso dieny izao ary ny commande gâteau ho an’i Neny 💐

- Faran’ny commande : Alakamisy 28 Mai
- Livraison : Sabotsy 30 mai
- Récupération : Commune Sabnam

💌Mp na 034 02 357 75

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ☀️

Mirary soa an’i Itiela 🥰💌 Mandray commande hatrany izahay
18/05/2026

Mirary soa an’i Itiela 🥰

💌 Mandray commande hatrany izahay

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison Mikalfy Traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category