MALALa nirinahaingo

MALALa nirinahaingo Coiffure 🥰💇🏽,
onglerie ,💅🏽
Ésthetique👄
Mifanoro ,mifanampy 🇲🇬

06/07/2026

👯Aleo afanaina aloha le andro e🥰
😅Mirary herinandro feno fifalina 😊

MALALa nirinahaingo

25/06/2026

🤗..Mirary fety sambatra , Ny Asaramanitra ho antsika malagasy rehetra 🎉🎊🇲🇬🎆

MALALa nirinahaingo

➡️😅Refa ririna otrizao  🥶 😋De lasa mihinankanina fotsiny       ➡️🤗 De lasa mahazo takolaka tsara  Ampitomboy le akanjo f...
22/06/2026

➡️😅Refa ririna otrizao 🥶
😋De lasa mihinankanina fotsiny

➡️🤗 De lasa mahazo takolaka tsara
Ampitomboy le akanjo fa trop ity🤧
MALALa nirinahaingo

☺️Manaona ny atsika any aminareo 🥶 Nenay aty efa tina hitsoahana mintsy fa mapijaly😪      🥰 Bonne journée dahole     👐.....
15/06/2026

☺️Manaona ny atsika any aminareo
🥶 Nenay aty efa tina hitsoahana mintsy fa mapijaly😪

🥰 Bonne journée dahole
👐.. De mirary herinandro feno vola sy fasalamana 🙏🤗

MALALa nirinahaingo

👋 😘🤗..Ho anao io mihintsy 🙏 Hahazo fitahina mihotra anie ianao    Ary fahasoavana tsy tambo isa 🥰   🙏Raha matoky ilay An...
05/06/2026

👋 😘
🤗..Ho anao io mihintsy
🙏 Hahazo fitahina mihotra anie ianao
Ary fahasoavana tsy tambo isa 🥰

🙏Raha matoky ilay Andriamanitra
Amizay hatao , sy madeha aminy fahamarinana hatrany 🤍✅
😴Soava ny alina Dahole isika 😘

Aza adino manasa namana hiabone page
MALALa nirinahaingo

🎉..Joyeux pentecôte 🧚🕊️   🙏..Ny valiny ilay lalao antsika  tatoNisy maromaro nahamarina ☺️..  🤗 De zao ary no anaovana a...
24/05/2026

🎉..Joyeux pentecôte 🧚🕊️

🙏..Ny valiny ilay lalao antsika tato
Nisy maromaro nahamarina ☺️..
🤗 De zao ary no anaovana azy e
👉..Izay comantaire Farany hitako ato aminy ity
Publication ity mandrapatonga ny Rapitso maraina no mahazo avy hatrany ilay goute🎉💵😍

🙏.. Metioneo namana ary ,de izay abone hatrany no mahazo , Partageo ☺️
Apetraho ny Afaka adefasana ilay vola ,na Yas ,na Airtel 🤗.. Mirary soa hatrany ♥️♥️
MALALa nirinahaingo

Coucou 👋 Elaela nangina tsika tato eAleo asina jeu gouté ndray ary e ☺️ Io ary de tsapaho ny vintana 🧚Isa miafina (02)  ...
16/05/2026

Coucou 👋
Elaela nangina tsika tato e
Aleo asina jeu gouté ndray ary e ☺️
Io ary de tsapaho ny vintana 🧚
Isa miafina (02) Fa mety enao no mahazo
Mitsatoka indroa (02) ihany no mety oh

Izay abone page no mahazo
De mentioneo namana ary🙏?MALALa nirinahaingongo

He👋.. Ndao hosoloina Fihezahana ilay hakamona De ndao fa mila mandroso na sarotra ary lalana 😔Tsisy tonga Lafatra fa ian...
08/05/2026

He👋.. Ndao hosoloina Fihezahana ilay hakamona
De ndao fa mila mandroso na sarotra ary lalana 😔
Tsisy tonga Lafatra fa ianao vonona no ilaina
Ndao ary fa ilay Tanjonao no mila vitaina ♥️🙏

Mirary zoma feno fifalina oh😘
MALALa nirinahaingoingo

🤩 volana May ,,Volana mamy kely 😍🙏Ho tanteraka aminao anie izay zavatra hirinao 💚🙏Ho azonao amizay le vola tedavinao 🤗 🙏...
01/05/2026

🤩 volana May ,,Volana mamy kely 😍

🙏Ho tanteraka aminao anie izay zavatra hirinao 💚
🙏Ho azonao amizay le vola tedavinao 🤗
🙏Ho feno fahasoavana bediabe🤗💚

Araho hatrany page fa hanomana kilalao aMALALa nirinahaingonahaingo

17/04/2026

Mirary zoma mafinaritra 😘
I kala jejo 😜❤️
De araho ny page oh 🙏🥰

MALALa nirinahaingo

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MALALa nirinahaingo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category