Paty Gasy Fanomezantsoa

  • Home
  • Paty Gasy Fanomezantsoa

Paty Gasy Fanomezantsoa Paty natoraly vita Malagasy
Tsy misy akora simika
Vita fitiliana ara-pahasalamana

🙏 Foire "Vak'ranty" 1er jour 🙏 😍➡️ Misaotra an'Andriamanitra, de misaotra antsika rehetra nitsidika sy nandray anjara to...
14/08/2026

🙏 Foire "Vak'ranty" 1er jour 🙏 😍

➡️ Misaotra an'Andriamanitra, de misaotra antsika rehetra nitsidika sy nandray anjara tompoko 🙏

➡️ Mbola mitohy rahampitso indray a, STAND 156 miaraka @ Paty Gasy Fanomezantsoa 🍝🍜

😍 Sary nanamarika......

🙏 Faly ny fo 💖 , sady feno fankasitrahana antsika rehetra izay efa nandalo , nitsidika , natoky ka nanjifa ny Paty Gasy ...
14/08/2026

🙏 Faly ny fo 💖 , sady feno fankasitrahana antsika rehetra izay efa nandalo , nitsidika , natoky ka nanjifa ny Paty Gasy Fanomezantsoa tompoko 🍝🍜.
🙏 Mirary antsika rehetra HAZOTO HOMANA🍲🍜🍝
🙏 Ny Voninahitra dia ho AN'ANDRIAMANITRA IRERY ihany🙏.

📣📣📣 ANTSIRABE miaraka @ Paty Gasy Fanomezantsoa 🍝🍝🍝
12/08/2026

📣📣📣 ANTSIRABE miaraka @ Paty Gasy Fanomezantsoa 🍝🍝🍝

📣📣📣 P.G.F à MIAMÌ ôôô 🍜🍲🍝🤸➡️ Tongava manandrana ny Paty Gasy Fanomezantsoa ao @ SWAGAT (MIAMI) Tamatave 🤤🤤🥰
07/08/2026

📣📣📣 P.G.F à MIAMÌ ôôô 🍜🍲🍝

🤸➡️ Tongava manandrana ny Paty Gasy Fanomezantsoa ao @ SWAGAT (MIAMI) Tamatave 🤤🤤🥰




💸📣 FIANARANTSOA SY NY         MANODIDINA 💸💥 Ny Orinasa FANOMEZANTSOA SARL, miaraka Paty Gasy Fanomezantsoa P.G.F dia mis...
06/08/2026

💸📣 FIANARANTSOA SY NY MANODIDINA 💸

💥 Ny Orinasa FANOMEZANTSOA SARL, miaraka Paty Gasy Fanomezantsoa P.G.F dia misokatra @ fiaraha-miasa amintsika
🤝 MPIVAROTRA REHETRA 🤝eto Fianarantsoa sy ny manodidina.

✅ Paty Gasy tena matsiro sy tsara kalitao ary manaraka ny fenitra ara-pahasalamana "💯 Bio"
✅ Tsy misy akora simika 👌
✅ Ahazoana tombony tsara 💸
✅ Paty artisanaly Vita Malagasy 🇲🇬

☎️ 0️⃣3️⃣4️⃣ 9️⃣1️⃣ 2️⃣8️⃣8️⃣ 5️⃣9️⃣
Afaka miantso na WhatsApp na Mp avy hatrany tompoko.

NB : 💥Ho an'izay mbola HIVAROTRA IHANY tompoko 🙏
💥 Ny mpanjifa tsotra afaka manjifa ao @ MINI PRIX ANTARANDOLO 🙏


👋 Kopa-tànana SOATRANS ANTSIRABE mpiara-miasa @ Paty Gasy Fanomezantsoa.NATOKANA INDRINDRA : ✅ Ho antsika mpandeha SOATR...
01/08/2026

👋 Kopa-tànana SOATRANS ANTSIRABE mpiara-miasa @ Paty Gasy Fanomezantsoa.
NATOKANA INDRINDRA :
✅ Ho antsika mpandeha SOATRANS rehetra, d'efa misy "Paty Gasy" ao @ Epicerie 4243 (enceinte Soatrans).
✅ Azo atao voan-dàlana tsara
✅ Mirary soa ho antsika rehetra ny Ekipan'ny P.G.F eto Antsirabe 😘
📞0️⃣3️⃣4️⃣ 9️⃣1️⃣ 2️⃣8️⃣8️⃣ 5️⃣9️⃣

💥 NOUVEAU À FIANARANTSOA 💥PATY GASY FANOMEZANTSOA P.G.F‎🛒 MINI PRIX ANTARANDOLO –        FIANARANTSOA‎✨ Découvrez les dé...
31/07/2026

💥 NOUVEAU À FIANARANTSOA 💥

PATY GASY FANOMEZANTSOA P.G.F

‎🛒 MINI PRIX ANTARANDOLO – FIANARANTSOA

‎✨ Découvrez les délicieuses pâtes artisanales Paty Gasy Fanomezantsoa (P.G.F), désormais disponibles au "MINI PRIX" Antarandolo, le premier magasin distributeur P.G.F à Fianarantsoa !
‎🍜 Au choix :
‎🍝 Spéciale Soupe Mine-Sao(250 g) : idéale pour des soupes savoureuses et réconfortantes.

‎🍝 Tagliatelle Artisanale (250 g) : parfaite pour vos plats en sauce et recettes gourmandes.

‎✅ Fabrication artisanale
✅ Sans produits chimiques, ni conservateur
‎✅ Qualité locale
‎✅ Goût authentique
‎✅ Excellent rapport qualité-prix

‎📍 Retrouvez-les dès maintenant chez MINI PRIX Antarandolo – Fianarantsoa (près du Banque BRED).
♨️ votre première adresse pour les produits Paty Gasy Fanomezantsoa (P.G.F) dans la ville.
‎PGF – Le goût du savoir-faire malagasy, désormais à Fianarantsoa

👋 Mbôla tsara TAMATAVE eee👋💢 Azôvy moa zalahy antsika mahalala an'i Maman'i Carine ao BAZARY BE???💢 🙋🍝 EFA AO @ Épicerie...
30/07/2026

👋 Mbôla tsara TAMATAVE eee👋

💢 Azôvy moa zalahy antsika mahalala an'i Maman'i Carine ao BAZARY BE???💢 🙋

🍝 EFA AO @ Épicerie-ny ao ny Paty-tsika iny👍😘
Paty Gasy Fanomezantsoa P.G.F
Misy Tagliatelles, misy Spécial soupe
✔️ Poids : 250g
✔️ Prix détaillant : 4000ar

✅ Maro nareo manotany Point de vente
✅ Maro koa no efa nanandrana, nankafy ny tsirony
✅ Maro no efa mamarotse 💸💵

📢 TONGAVA MIANTSENA AO @ MAMAN'I CARINE (BAZARY BÉ) 😘
😍😍😍 Io ary izy oooo😍😍😍
Coucou Endrin'i Carine oooo👍

♨️ Ho antsika izay te hanandrana "soupe P.G.F" na "tagliatelles P.G.F" alohan'ny hanjifana, dia manasa antsika ny Restau...
28/07/2026

♨️ Ho antsika izay te hanandrana "soupe P.G.F" na "tagliatelles P.G.F" alohan'ny hanjifana, dia manasa antsika ny Restaurant
💥VAKINAHANDRO (VATOFOTSY) sy 💥NY SOA RESTO (AMBOHIMENA)

♨️ MARO IREO TENA AFA-PO t@ TSIRONY 🤤🤤🤤

✅ Tongava daholo ary eee🙏
✅ Misokatra hatrany ny fiaraha-miasa @ Restaurant na Gargote rehetra an... Épicerie ihany koa 🤗
📞0️⃣3️⃣4️⃣ 9️⃣1️⃣ 2️⃣8️⃣8️⃣ 5️⃣9️⃣

💥 POINT DE VENTE TAMATAVE : ♨️ Boutika "Namaste Megamart"  (eo akaiky  ny  pharmacie LAHADY) =======> Bazary bé.♨️ Épice...
27/07/2026

💥 POINT DE VENTE TAMATAVE :

♨️ Boutika "Namaste Megamart" (eo akaiky ny pharmacie LAHADY) =======> Bazary bé.

♨️ Épicerie RAMENJA, devant n'ny Fiangonana Damaskosy, =======> MANGARANO

♨️ Boutique Show Room PEJAA, =====>Bazary Bé (ao an-damosin'ny Trésor, ampitan'ny Travaux Public)

♨️ Maman'i Carine
=====> Bazary Bé

♨️ Commerciale P.G.F(Afaka manao livraison) 038 84 957 76

✅ Misokatra @ fiaraha-miasa hatrany tompoko

🍝🍝Paty Gasy Fanomezantsoa 🍝
➡️ Paty malagasy artisanaly
➡️ Paty tena tsara tsiro
➡️ Tsy misy produit chimique
➡️ Mora karakaraina sy tsy miboledaka

Poids : 250g
Prix : eny @ point de vente 🤗


Address

Centre

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paty Gasy Fanomezantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service?

Share