04/08/2026
💥De retouuuur💥
👉ioooo ndrayyy, lay nahafantaranareo anay voalohany🥰
🍞🍍CAKE ANANAS CARAMELISÉ
💸 7000ar fotsiny dia afaka miverina mankafy azy ne eee😋
🛵Livraison Vendredi et Samedi aloha ho an'ny cake ananas fa ny cannelé dia misy foana isanandro an😘