Soledoro

Soledoro Orin' Asa Malagasy Mpamokatra sakafo Artisanal

Lasary voamadiro Soledoro🌻    Vokariny ny orin' asa Soledoro ihany koa ,efa disponible eny an- tsena eny ihany koa .    ...
29/09/2026

Lasary voamadiro Soledoro🌻
Vokariny ny orin' asa Soledoro ihany koa ,efa disponible eny an- tsena eny ihany koa .
Misy tsiro roa ny vokatra amin' izy ito:
✔️ Mamy- Masira fa ny mamy no heno kokoa
✔️ Somary marikivy hoan' izay tia marikivy indray no mety amin'izy ito

voamadiro voanfantina sy madio no nampiasana aminy famokarana an' izy ito. Maharitra ela aman taonany vao simba raha tsy misokatra
prix 15000ar/500gr
Misy ihany koa ny prix de gros hoan' izay mbola hivarotra

🌻 Achard mangue soledoro🌻                  Offre une saveur :🥭 aigre-doux, grâce à l' association de la mangue et du suc...
28/09/2026

🌻 Achard mangue soledoro🌻

Offre une saveur :
🥭 aigre-doux, grâce à l' association de la mangue et du sucre

🌶️ Épicé et parfumé : avec du curcuma et du poivre.
🌿 Aromatique: avec des épices qui rehaussent la saveur de la mangue.

Prix 10000ar/500gr

🌻 Bonbon Tamarin artisanal soledoro dia efa disponible eny antsena hatrany aminy faritra rehetra any🌻      Ho anareo piv...
26/09/2026

🌻 Bonbon Tamarin artisanal soledoro dia efa disponible eny antsena hatrany aminy faritra rehetra any🌻
Ho anareo pivarotra maniry te hivarotra ihany koa dia afaka miantso anay avy hatrany.Misy ny prix de gros
Ho anareo te hividy atsinjarany ihany koa dia afaka mandefa afatra miafina na miantso avy hatrany fa manao livraison ihany koa izahay

Ny bonbon tamarin soledoro dia misy tsiro telo :mamy ,masira ary masiaka
Ny lanja dia 100gr / 3000ar
Ny tsiro dia amin ilay naturel aminy maha tamarin azy tsara: ny tamarin no betsaka noho ny siramamy ,ahitana vonony ao anatiny ,tsy mampiasa akora hafa akoatrany tamarin ,siramamy,sira ary sakay izahay
TSARA Tena Tsara ary efa betsaka no hafa po

Vous aussi, vous avez parfois une envie irrésistible du bon goût du voamadilo ?Ou Le croquant du bonbon voanjo,Ou simple...
25/09/2026

Vous aussi, vous avez parfois une envie irrésistible du bon goût du voamadilo ?
Ou Le croquant du bonbon voanjo,
Ou simplement le plaisir d'un bon riz bien préparé.
Certaines saveurs ont ce pouvoir unique : nous rappeler ce qu'il y a de meilleur. 🇲🇬

Chez SOLEDORO, nous sélectionnons et préparons avec soin des produits authentiques, pour que ce goût unique arrive jusqu'à votre table, où que vous soyez.

✅ Nos conserves artisanales
• Lasary Sakoa
• Lasary Papaye
• Lasary Carottes
• Lasary Mangue
• Lasary Voamadiro
✅ Nos confiseries artisanales
• Bonbon voanjo
• Bonbon voamadilo
• Cacahuètes
✅ Nos produits conditionnés avec soin
• Riz
• Voamaina
• Et d'autres produits du quotidien

Vous souhaitez commander ?
Écrivez-nous en message privé ou contactez-nous au 0380512776

Vous êtes commerçant(e) et souhaitez revendre nos produits ?
Nous sommes ouverts à toute collaboration. Contactez-nous en message privé.

🌼 Nos conserves Artisanales🌼        Lasary papaye        Lasary manga        Lasary voamadiro        Lasary Sakoa       ...
25/09/2026

🌼 Nos conserves Artisanales🌼
Lasary papaye
Lasary manga
Lasary voamadiro
Lasary Sakoa
Lasary Carottes
🌻 Lasary papaye 500gr/15000ar
acidulé et légèrement sucré ( aigre - douce)
croquant, avec une texture proche d’un légume mariné
légèrement épicé/ailé ,avec une petite note vinaigrée
🌻 Lasary voamadiro 500gr/15000ar
Sucré - salé
🌻 Lasary Manga 500gr/ 10000ar
acidulé et légèrement sucré
Legèrement épicé ( oignon, poivre)
🌻 Lasary sakoa 500gr/15000ar
acidulé et légèrement sucré
Legèrement épicé ( oignon, poivre)
🌻 Lasary carottes 500gr/15000ar
doux et légèrement sucré grâce à la carotte
acidulé/vinaigré
épicé et parfumé (ail, gingembre, poivre)
croquant en bouche

🌼 Nos Confiseries Artisanales🌼          Bonbon voanjo          Bonbon tamarin( salé,sucré,pimenté)          Cacahuétes🥨 ...
25/09/2026

🌼 Nos Confiseries Artisanales🌼
Bonbon voanjo
Bonbon tamarin( salé,sucré,pimenté)
Cacahuétes
🥨 Bonbon voanjo 200gr/5000ar
C'est un bonbon très croquant et cassant🤤
🥨 Bonbon tamarin 100gr/3000ar
Sucré : une version douce qui équilibre l'acidité naturelle du fruit.
Salé : une variante relevée avec une touche de sel.
Pimenté : un goût fort et épicé .
🥨 Cacahuètes 200gr/5000ar

🌻 Ireo karazana Voamaina sy hazandrano maina ato aminy SOLEDORO🌻         VARY FOTSY/ MENA         LENTILLES         TSAR...
25/09/2026

🌻 Ireo karazana Voamaina sy hazandrano maina ato aminy SOLEDORO🌻
VARY FOTSY/ MENA
LENTILLES
TSARAMASO MENA/ FOTSY
VOANEMBA MAVO/ FOTSY
VOANJOBORY FOTSY/ MARA
PATSA MENA/ FOTSY

21/09/2026

An' isany tena entana vokarinay betsaka pi - commande izy ireto indrindra fa ny Lasary sakoa sy ny voamadiro 🤤
Hoanareo mbola hivarotra dia aza misalasala mitady fiarahana miasa fa vonono izahay anome fahafaham- Po hoanareo

21/09/2026

Address

Ambanidia
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soledoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share