Tsena Ny Tantsaha

Tsena Ny Tantsaha Mivarotra VARY sy VOAMAINA en GROS na Antsinjarany izahay

Salama daholo ndray ireto ndray ny entatsika androany akatsaka 2200ar /kgVary Malalalondo amilay 1er qualite 3100ar/ kgV...
11/03/2026

Salama daholo ndray
ireto ndray ny entatsika androany a
katsaka 2200ar /kg
Vary Malalalondo amilay 1er qualite 3100ar/ kg
Vary Makolika 3000ar/ kg
Vary Gasy Mena 2500ar/kg
Vary Gasy mavo kely 2600ar/ kg
Provende poulet de chair LFL 4000ar/kg
Apombo Malemy 1400ar/ kg
Manao livraison ary mandefa any amin faritra ihany koa
tel 0380512776

Salama daholoireto ndray ny entan tsika manaraka 1) katsaka maina tsara sady madio 2200ar ny kg2) Vary Gasy mavokely 260...
06/03/2026

Salama daholo
ireto ndray ny entan tsika manaraka
1) katsaka maina tsara sady madio 2200ar ny kg
2) Vary Gasy mavokely 2600ar ny kg / 130000ar ny gony
3) apombo malemy 1er 1400ar ny kg
4) Makolika 1er qualité 3000ar ny kg / 150000ar ny gony
5) Vary Malalalondo 3100ar ny kg / 155000 ar ny gony
6) Vary Gasy mena 2500ar ny kg /125000ar ny gony
7) Vary semence tranainy 2000ar ny kg/ 100000ar ny gony
Manao livraison afaka mandefa amin faritra na manantona mivantana ety 67ha akaiky ny arret 30
Tel 0380512776

Salama daholo ireto ndray vary tsika androany vary amilay tsara qualité ,tsy misy vato tsy be apombo foana ny antsika an...
04/03/2026

Salama daholo
ireto ndray vary tsika androany
vary amilay tsara qualité ,tsy misy vato tsy be apombo foana ny antsika an
Vary makolika amilay 1er qualité tsara an 2900ar / kg , 145000 ar/ gony
Vary Malalalondo 1er qualité 3100ar/kg ,155000 ar/ gony
Vary Gasy mena 2500ar / kg , 125000ar/ gony
Afaka manao livraison sy mandefa any amin faritra
na afaka manantona ety 67ha akaiky ny arret 30

Salama tompokoireto ndray ny entan tsika manaraka Katsaka 2200ar misy 300kg afaka manao livraison  Vary gasy mena 2450 a...
28/02/2026

Salama tompoko
ireto ndray ny entan tsika manaraka
Katsaka 2200ar misy 300kg afaka manao livraison
Vary gasy mena 2450 ar / kg
vary gasy fotsy 90000ar / ny 50kg
Afaka miantso avy hatrany ra hikomandy na mandefa mp

Misy  foana ny katsaka sy Vary mena gasy , soja  ato amintsika aAfaka manao livraison ra akaiky 67ha
21/02/2026

Misy foana ny katsaka sy Vary mena gasy , soja ato amintsika a
Afaka manao livraison ra akaiky 67ha

Aza misalasala mikomandy fa mbola misy hatrany ilay vary gasy mena tranain tsika an2450 ar ny kg de ny Malalalondo 1er q...
20/02/2026

Aza misalasala mikomandy fa mbola misy hatrany ilay vary gasy mena tranain tsika an
2450 ar ny kg
de ny Malalalondo 1er qualité 3100 ar ny kg

Vary boba kely ndray ary ho antsika androany Vary gasy tsipala 110000ar  ny 50kgvary gasy mena 120000ar ny 50kgEty 67ha ...
19/02/2026

Vary boba kely ndray ary ho antsika androany
Vary gasy tsipala 110000ar ny 50kg
vary gasy mena 120000ar ny 50kg
Ety 67ha akaiky ny arret 30 no misy anay fa afaka manao livraison ko ra akaiky

Efa misy ndray ny katsaka ho an izay mila 1 )Katsaka  Maina tsara 2500ar ny kg2) soja 4400ar ny kg3) Tsara maso lava fat...
18/02/2026

Efa misy ndray ny katsaka ho an izay mila
1 )Katsaka Maina tsara 2500ar ny kg
2) soja 4400ar ny kg
3) Tsara maso lava fatao masomboly 5000ar ny kg
Afaka manao livraison fona ra maka 25 a 100kg ,bus ray miala ety 67ha
frais de livraison 5000ar / sac

Tonga ndray ary ny entantsika soja 4400 ar / kgvary gasy mena 2450ar /kgvary gasy fotsy tranainy 2200ar / kgMalalalondo ...
16/02/2026

Tonga ndray ary ny entantsika
soja 4400 ar / kg
vary gasy mena 2450ar /kg
vary gasy fotsy tranainy 2200ar / kg
Malalalondo 3100ar / kg
Makolika 3100ar / kg
tsaramaso lava afaka atao masomboly 5000ar kg

Fantatrao ve fa ny fihinana VARY MENA dia tena mahasalama be?? Ireto avy ireo vokatsoa mety ho azonao aminy fihinana an'...
12/02/2026

Fantatrao ve fa ny fihinana VARY MENA dia tena mahasalama be??
Ireto avy ireo vokatsoa mety ho azonao aminy fihinana an'io vary io:
1) Manankarena Fibre be izy: manampy amin fandevonan kanina tsara izy,misoroka fitohanana( constipation),mateza kibo kokoa raha oharina aminy vary fotsy
2) Mahasoa ny Fo ihany koa ny fihinana azy io : mampihena ny kolesterola ratsy,manampy amin fisorahana aretim po
3) Mifehy siramamy ao anaty ny rà: tsara ho an' ny olona misy diabeta na te hisoroka azy
4) Manampy aminy fitazonana lanja ihany koa
5)Manankarena otrik aina : vitamina B ,fer ,magnesium
6) Manampy amin'ny fahasalaman ' ny tsinay
Raha oharina aminy vary Fotsy ny vary mena dia mahasalamana kokoa

Misy tsaramaso lava  ,tsara , afaka atao masomboly ato aminayTsaramaso soafianarana ,5000ar ny kg
12/02/2026

Misy tsaramaso lava ,tsara , afaka atao masomboly ato aminay
Tsaramaso soafianarana ,5000ar ny kg

11/02/2026

Izahay eto amin Tsena Ny Tantsaha dia mitondra ny teny fankaherezana hoan ireo mpiray tanindrazana niharam boina tamin fandalovany rivo doza

Address

Lot 150 Cite 67ha
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Ny Tantsaha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share