FS VARY fotsy Tana

FS VARY fotsy Tana Makalioka, Dista, Mavokely , Tsipala, Vary Gasy…

⛔Prix De Gros⛔Makalioka Tranainy Be 112 000ar/gony ➡️ 2250ar/KgMakalioka Vao107 000ar/gony➡️ 2150ar/kgDista 112 000ar➡️2...
07/05/2026

⛔Prix De Gros⛔
Makalioka Tranainy Be
112 000ar/gony ➡️ 2250ar/Kg

Makalioka Vao
107 000ar/gony➡️ 2150ar/kg

Dista
112 000ar➡️2250ar kg

Efa Prix Livré daholo ireo(Livraison plus De 500kg Minimum)
Tonga de Miantso avy Hatrany..

🚫 034 39 134 67 🚫
afaka Mandalo ihany koa Tsena eo Andraisoro Arrêt bus tany Malalaka...

⛔Aza adino fa miakatra tsikelikely ny Vidim-bary any ampotony any Alaotra any fa ny atsika ny Prix mora sy mirary dia mi...
09/04/2026

⛔Aza adino fa miakatra tsikelikely ny Vidim-bary any ampotony any Alaotra any fa ny atsika ny Prix mora sy mirary dia mirary hatrany⛔

Ireto indray ary ny Prix antsika androany..🤗

Makalioka 2350ar/kg. 117 500ar/Sacs
Dista 2300ar/kg. 115 000ar/sacs
Mavokely 2600ar/kg. 130 000ar/Sacs
Tsipala (Std) 2050/kg. 102 500ar/Sacs

Livraison gratuite plus de 8 sacs ou 400kg
Contacte : 034 39 134 67

🏷️Toerana :Andraisoro Arrêt bus Tany Malalaka..🏷️

TOROHEVITRA HO ANTSIKA MPAMBOLY Fa maninona no afafy @ raviny ny ranon-jezika organique fa tsy hatao @ tany na fotony?1️...
30/01/2026

TOROHEVITRA HO ANTSIKA MPAMBOLY

Fa maninona no afafy @ raviny ny ranon-jezika organique fa tsy hatao @ tany na fotony?
1️⃣ Haingana ny fidirany
Ny raviny dia manana vava kely (stomates)
Rehefa afafy @ raviny ny ranon-jezika
👉 miditra mivantana ao anaty zavamaniry
Tsy mandalo tany, ka tsy very, tsy voasakana
➡️ Vokany: mahita vokatra haingana (mitombo, maitso, mamony, mamoa)

2️⃣ Tsy voafatotry ny tany
Betsaka ny tany:
mafy
maina
asidra
na efa “reraka”
Rehefa atao @ tany ny zezika dia:
mety very an-drano
mety voagejan’ny tany
mety tsy tafiditra tsara
➡️ Ny foliaire (raviny) dia mandresy izany olana izany

3️⃣ manetsika haingana ny fitombon'ny famokarana
Ny ranon-jezika dia:
manetsika photosynthèse
manetsika voninkazo sy voa
Noho izy miditra haingana dia manaitra ny zavamaniry
Manamafy ravina sy taho
Manampy amin’ny:
famony
famoahana voa
fitomboan’ny vokatra

4️⃣ Tsy mandratra ny fakany
Zezika sasany rehefa atao @ tany dia mety:
handoro faka
hanimba tany raha diso fatra
Ny ranon-jezika organique rehefa atao @ raviny dia:
malefaka
azo fehezina tsara ny fatra

5️⃣ Mitsitsy sy mahomby
Fatra kely dia efa mahavokatra
Tsy very an-drano na voagejan’ny tany
➡️ Mahazo vokatra betsaka amin’ny zezika kely
🙏Bazar-tsika

Nisy zazalahy kely iray izay nankany amin’ny banky foana isan’andro ka nametraka vola 50 euros tao amin’ny kaontiny. Gag...
30/01/2026

Nisy zazalahy kely iray izay nankany amin’ny banky foana isan’andro ka nametraka vola 50 euros tao amin’ny kaontiny. Gaga be ny mpiasa tao amin’ny banky nahita izany, ka niresaka tamin’ny tale izy ireo. Nilaza ny tale hoe: “Rehefa miverina eo indray izy rahapitdo dia hoento aty amiko hoe.”

Ny ampitso dia tonga indray ilay zazalahy hametraka 50 euros, ka nentin’ilay mpiasa tao amin’ny biraon’ny tale izy. Nanontany azy ny tale hoe:
— “Avy aiza no ahitanao vola 50 euros isan’andro nefa ianao tena mbola zaza kely?”

Nitsiky ilay zazalahy ka namaly hoe:
— “Miloka aho, dia mandresy foana.”

Nihomehy ny tale ka niteny hoe:
— “Asehoy ahy àry hoe ahoana no ataonao amin'izany!”

Hoy ilay zazalahy:
— “Hiloka aminao aho fa homenao 50 euros ve aho raha afaka manoroka ny masoko aho.”

Nanaiky ilay tale satria nieritreritra fa tsy azo atao izany manoroka maso ny tena izany.
Fa ilay zazalahy dia nanao lentilles de contact kay.
Nesoriny ireo lentilles, norohany, naveriny napetraka, ka tanteraka ara-bakiteny ilay filokana.
Noho izany dia azo ara-dalàna ilay vola, satria tsy nandainga izy fa fetsy tamin'ny saina 😄

Tezitra sy sosotra be ilay tale nahita ilay izy.

Ny ampitso, rehefa tonga indray ilay zazalahy, dia nosakanan’ny tale ka niteny hoe:
— “Namitaka ahy ianao omaly ka naka ny volako. Te-hamerina azy aho, mbola mazoto ve ianao?”

Namaly ilay zaza hoe:
— “Vonona aho hiloka indray. Raha ianao no mandresy dia hahazo in-telo amin’ilay vola nomenao ahy, izany hoe 150 euros. Raha izaho kosa no resy, dia tsy haka vola aminao mihintsy aho fa hamerina 150 euros aminao indray aza.”

Nanaiky i Tale ary niantso mpiasa 10 hijery ilay filokana atao vavolombelona, ary nanaiky tamim-pifaliana izy ireo ireo hanatrika izany.

Hoy ilay zazalahy:
— “Hiloka aminao aho fa manga ny siliponao!”

Nihomehy ny tale ka niteny hoe:
— “Tsy manga izy ao ka!”

Hoy ilay zazalahy:
— “Manga ny siliponao ka!”
Namaly amim-pahatokisana ny tale hoe:
— “Mianiana aminao aho fa tsy manga no ato!”

Dia nampidina ny patalohany ny tale hanaporofoana fa diso ilay zaza, ka niteny hoe:
— “Jereo tsara, fa tsy manga!”

Nitsiky ilay zazalahy, namoaka ilay 150 euros, nanome izany ho an’ny tale, ary lasa izy avy eo.

Nihomehy ny tale ka niteny sady niantso hoe:
— “Resy tamin’ilay filokana ianao, nahoana no tsy malahelo anefa very 150 euros?”

Nitsiky ilay zazalahy ka namaly hoe sady nihomehy ihany:
— “Tsy malahelo aho, satria efa niloka tamin’ireo mpiasanao 10 ireo aho fa hampidina ny patalonao eo imason’izy ireo ianao!” 😂😂😂
50✘10

😍𝗩𝗔𝗥𝗬 𝗘𝗡 𝗚𝗥𝗢𝗦 𝘀𝘆 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬, 🌿𝘔𝘈𝘒𝘈𝘓𝘐𝘖𝘒𝘈 2 900𝘈𝘳 𝘯𝘺 1𝘒𝘎🌿145 000ar Fotsiny ny Gony (50kg) Plus Livraison ho an’ny Maka M...
20/01/2026

😍𝗩𝗔𝗥𝗬 𝗘𝗡 𝗚𝗥𝗢𝗦 𝘀𝘆 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬,
🌿𝘔𝘈𝘒𝘈𝘓𝘐𝘖𝘒𝘈 2 900𝘈𝘳 𝘯𝘺 1𝘒𝘎🌿
145 000ar Fotsiny ny Gony (50kg) Plus Livraison ho an’ny Maka Maro 😍😊

𝙢𝙖𝙝𝙖𝙯𝙤 𝙩𝙤𝙢𝙗𝙤𝙣𝙮 𝙗𝙚 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙖𝙩𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙨𝙤𝙧𝙤 𝙨𝙮 𝙏𝙎𝘼𝙍𝘼𝙃𝙊𝙉𝙀𝙉𝘼𝙉𝘼 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙣𝙮, 𝙣𝙖 𝙚́𝙥𝙞𝙘𝙚𝙧𝙞𝙚 𝙣𝙖 𝙤𝙡𝙤𝙣-𝙩𝙨𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙙𝙞𝙖 𝙖𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙖𝙩𝙨𝙮 𝙞𝙯𝙖𝙝𝙖𝙮 𝙣𝙖 1𝙠𝙜 𝙣𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙣𝙣𝙚.
𝐴𝑧𝑎 𝑚𝑖𝑠𝑎𝑙𝑎𝑠𝑎𝑙𝑎 𝑚𝑖𝑎𝑛𝑡𝑠𝑜 𝑛𝑦 𝑙𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑛𝑑𝑎𝑙𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑠𝑡𝑜𝑐𝑘𝑎𝑔𝑒 𝑖ℎ𝑎𝑛𝑦 𝑘𝑜𝑎;
𝑇𝑂𝐸𝑅𝐴𝑁𝐴 : 𝑇𝑎𝑛𝑖𝑚𝑎𝑙𝑎𝑙𝑎𝑘𝑎 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑠𝑜𝑟𝑜 (25𝑚 𝑡𝑠𝑦 𝑎ℎ𝑎𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎𝑣𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑎𝑟𝑟𝑒𝑡 𝑏𝑢𝑠)

😍𝗩𝗔𝗥𝗬 𝗘𝗡 𝗚𝗥𝗢𝗦 𝘀𝘆 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬, 🌿𝘔𝘈𝘒𝘈𝘓𝘐𝘖𝘒𝘈 3000𝘈𝘳 𝘯𝘺 1𝘒𝘎🌿𝙢𝙖𝙝𝙖𝙯𝙤 𝙩𝙤𝙢𝙗𝙤𝙣𝙮 𝙗𝙚 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙖𝙩𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙨𝙤...
19/01/2026

😍𝗩𝗔𝗥𝗬 𝗘𝗡 𝗚𝗥𝗢𝗦 𝘀𝘆 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬,
🌿𝘔𝘈𝘒𝘈𝘓𝘐𝘖𝘒𝘈 3000𝘈𝘳 𝘯𝘺 1𝘒𝘎🌿

𝙢𝙖𝙝𝙖𝙯𝙤 𝙩𝙤𝙢𝙗𝙤𝙣𝙮 𝙗𝙚 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙖𝙩𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙨𝙤𝙧𝙤 𝙨𝙮 𝙏𝙎𝘼𝙍𝘼𝙃𝙊𝙉𝙀𝙉𝘼𝙉𝘼 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙣𝙮, 𝙣𝙖 𝙚́𝙥𝙞𝙘𝙚𝙧𝙞𝙚 𝙣𝙖 𝙤𝙡𝙤𝙣-𝙩𝙨𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙙𝙞𝙖 𝙖𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙖𝙩𝙨𝙮 𝙞𝙯𝙖𝙝𝙖𝙮 𝙣𝙖 1𝙠𝙜 𝙣𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙣𝙣𝙚.
𝐴𝑧𝑎 𝑚𝑖𝑠𝑎𝑙𝑎𝑠𝑎𝑙𝑎 𝑚𝑖𝑎𝑛𝑡𝑠𝑜 𝑛𝑦 𝑙𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑛𝑑𝑎𝑙𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑠𝑡𝑜𝑐𝑘𝑎𝑔𝑒 𝑖ℎ𝑎𝑛𝑦 𝑘𝑜𝑎;
𝑇𝑂𝐸𝑅𝐴𝑁𝐴 : 𝑇𝑎𝑛𝑖𝑚𝑎𝑙𝑎𝑙𝑎𝑘𝑎 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑠𝑜𝑟𝑜 (25𝑚 𝑡𝑠𝑦 𝑎ℎ𝑎𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎𝑣𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑎𝑟𝑟𝑒𝑡 𝑏𝑢𝑠)

🟨 𝙑𝘼𝙍𝙔 𝙈𝙀𝙉𝘼 𝙨𝙖 𝙑𝘼𝙍𝙔 𝙁𝙊𝙏𝙎𝙔  | adi-hevitra be foana ny hoe : iza no mahasalama kokoa. Fantaro manomboka androany fa ny 𝗩𝗔𝗥...
18/01/2026

🟨 𝙑𝘼𝙍𝙔 𝙈𝙀𝙉𝘼 𝙨𝙖 𝙑𝘼𝙍𝙔 𝙁𝙊𝙏𝙎𝙔 | adi-hevitra be foana ny hoe : iza no mahasalama kokoa. Fantaro manomboka androany fa ny 𝗩𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗘𝗡𝗔 (riz brun / riz complet) dia tsara kokoa nohon’ny vary fotsy satria :
🟢 mitondra 𝗢𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗜𝗡𝗔 maro (vitamine B, fer, magnésium, zinc) sy 𝙁𝙄𝘽𝙍𝙀𝙎 (manampy ny fandevonana hanina, tsy vetivety dia noana rehefa mihinana azy) ary 𝗔𝗡𝗧𝗜𝗢𝗫𝗬𝗗𝗔𝗡𝗧𝗦
🟢 ambany kokoa ny 𝗜𝗡𝗗𝗘𝗫 𝗚𝗟𝗬𝗖𝗘𝗠𝗜𝗤𝗨𝗘-ny (tsy mampiakatra tampoka ny siramamy ao anaty rà, ka mahasalama kokoa nohon’ny vary fotsy izay ambony kokoa ny index glycémique).
Tsy midika akory izany fa ratsy ny vary fotsy, satria dia mora levonina kokoa ary mahazaka azy daholo ny olona rehetra, mihoatra ny vary mena.
𝗙𝗘𝗛𝗜𝗡𝗬 : ny 𝗩𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗘𝗡𝗔 dia
🟢 mety kokoa hoan’ny fahasalamana
🟢 mety kokoa hoan’ireo izay te hanena vatana
🟢 mety kokoa hoan’ny DIABETIKA nohon’ny vary fotsy
🟢 mety kokoa hoan’ireo mitady fahasalamana hoan’ny fony.
➡️ 𝙎𝘼𝙈𝙄𝘼 𝙈𝙄𝙕𝘼𝙍𝘼

Source: Dr Rolland Rakotonoel

17/01/2026
Arrivage Vary Gasy Mora👉 Vary Gasy Mora :  127 500ar ny gony 50 kg, 2550 ar ny 1 kg,Mandray Commande Livraison gratuite ...
08/01/2026

Arrivage Vary Gasy Mora

👉 Vary Gasy Mora :
127 500ar ny gony 50 kg,
2550 ar ny 1 kg,

Mandray Commande
Livraison gratuite plus de 500kg

Lieu : Andraisoro amn arrêt Tany Malakaka
034 39 134 67

Address

Andraisoro
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FS VARY fotsy Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share