Cia's Green Farm

Cia's Green Farm Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cia's Green Farm, Farm, Ambohitrimanjaka, Antananarivo.

Fiadanana retsy a ๐Ÿ˜‰ Eo amzay ary lay mahavanona be an ๐Ÿฅฐโ™ฅ๏ธ
27/03/2026

Fiadanana retsy a ๐Ÿ˜‰
Eo amzay ary lay mahavanona be an ๐Ÿฅฐโ™ฅ๏ธ

๐Ÿ“ข LETTRE OUVERTE HO ANโ€™NY MINISTERANโ€™NY FIOMPIANATompoko,Aminโ€™izao fananganana rafitra vaovao eo aminโ€™ny fitantanana ny ...
27/03/2026

๐Ÿ“ข LETTRE OUVERTE HO ANโ€™NY MINISTERANโ€™NY FIOMPIANA

Tompoko,

Aminโ€™izao fananganana rafitra vaovao eo aminโ€™ny fitantanana ny sehatry ny fiompiana izao, dia manantena izahay tantsaha mpiompy fa hisy fiovana tena hita maso sy akaiky ny eny ifotony.

Izahay dia tsy miteny aminโ€™ny maha-olona manam-pahefana iray, fa miteny aminโ€™ny rafitra iray manontolo izay tomponโ€™andraikitra aminโ€™ny fampandrosoana ny fiompiana eto Madagasikara.

Izahay dia tantsaha mpiompy, olona miasa isanโ€™andro, miatrika ny zava-misy, mamokatra na dia ao anatinโ€™ny fahasahiranana aza.

๐ŸŽฏ Ity no zava-misy iainanay:

- Miakatra hatrany ny vidinโ€™ny sakafo ho anโ€™ny biby
- Tsy ampy ny fitaovana hanatsarana ny famokarana
- Tsy voalamina tsara ny tsena
- Sarotra ny mahazo fanohanana na dia te hivoatra aza

Ary vokany:

๐Ÿ‘‰ Mihena ny vokatra
๐Ÿ‘‰ Mihasarotra ny fiainanโ€™ny tantsaha
๐Ÿ‘‰ Miankina aminโ€™ny vokatra avy any ivelany ny firenena

๐ŸŽฏ Ny tena ilaina jerena akaiky:

๐Ÿ‘‰ Ireo tantsaha mpamokatra : na kely, na salantsalany, na lehibe

Satria:

- Izy ireo no tena mamokatra isanโ€™andro
- Izy ireo no mitondra ny risika sy ny fahasahiranana
- Ary izy ireo no fototry ny fiompiana eto Madagasikara

๐Ÿ‘‰ Raha tsy matanjaka izy ireo, dia tsy hisy vokatra maharitra.

๐Ÿ”ฅ Ny zavatra ilainay dia tsotra nefa manan-danja:

- Fitaovana hanamora sy hanatsara ny asa
- Fampiofanana azo ampiharina eny ifotony
- Rafitra manamora ny fidirana aminโ€™ny famatsiam-bola
- Tsena mazava sy voalamina

๐Ÿค Ny fanirianay:

Tsy mitaky zavatra tsy azo atao izahay.

๐Ÿ‘‰ Fa maniry rafitra miasa
๐Ÿ‘‰ Maniry fiaraha-miasa maharitra
๐Ÿ‘‰ Maniry fanohanana mifanaraka aminโ€™ny zava-misy eny ifotony

๐Ÿ™ Hafatra ho anโ€™ny rafitra:

Ny fiompiana dia tsy sehatra madinika.

๐Ÿ‘‰ Izy no loharanon-karena ho anโ€™ny tokantrano maro
๐Ÿ‘‰ Izy no afaka manampy aminโ€™ny fahavitan-tena ara-tsakafo
๐Ÿ‘‰ Izy no afaka mampandroso ny faritra ambanivohitra

๐Ÿ’ฌ Ho anay tantsaha mpiompy:

Aoka tsy hangina.
Aoka hifampahery.
Ary aoka hiteny, satria ilaina ho re ny feotsika

(Soafaniry F)

๐ŸŒธ Fiadanana e ๐ŸŒธ๐Ÿ‘‰ Mba te hiompy fa tsy mahay ? ๐Ÿ‘‰ Mba te ahafantatra be be kokoa ? Inona avy ny tokony ho atao ho an'ny za...
10/02/2026

๐ŸŒธ Fiadanana e ๐ŸŒธ

๐Ÿ‘‰ Mba te hiompy fa tsy mahay ?
๐Ÿ‘‰ Mba te ahafantatra be be kokoa ?

Inona avy ny tokony ho atao ho an'ny zanaka kisoa vao teraka ?

โœจ FANOMEZANA FER โœจ

๐Ÿท Mafinaritra eryiii ngeh e ๐Ÿท

Ndao ifampizara ๐Ÿ˜‰
Am-pitiavana be fona โ™ฅ๏ธ
0.000 Ariary ๐Ÿ‘Œ

โŒ Tsy ekeko ny fanaovana dika mitovy na fampiasana ny sary , aoka mba samy hifanaja โŒ
CGF 001

โœจ FANAPAHANA RAMBO โœจ
๐Ÿ‘‰ Safidy an !!! na tsy tapahana aza tsy maninona fa iny ko no ikopahany lalitra ๐Ÿ‘Œ

๐Ÿท Mafinaritra eryiii ngeh e ๐Ÿท

Ndao ifampizara ๐Ÿ˜‰
Am-pitiavana be fona โ™ฅ๏ธ
0.000 Ariary ๐Ÿ‘Œ

โŒ Tsy ekeko ny fanaovana dika mitovy na fampiasana ny sary , aoka mba samy hifanaja โŒ
CGF 001

๐ŸŒธ Fiadanana e ๐ŸŒธ๐Ÿ‘‰ Mba te hiompy fa tsy mahay ? ๐Ÿ‘‰ Mba te ahafantatra be be kokoa ? Inona avy ny tokony ho atao ho an'ny za...
10/02/2026

๐ŸŒธ Fiadanana e ๐ŸŒธ

๐Ÿ‘‰ Mba te hiompy fa tsy mahay ?
๐Ÿ‘‰ Mba te ahafantatra be be kokoa ?

Inona avy ny tokony ho atao ho an'ny zanaka kisoa vao teraka ?

โœจ FANAPAHANA NIFY โœจ
๐Ÿ‘‰ Maranitra lay nifikely ka mety handratra ๐Ÿ˜‰ ry zareo ko tia sangy , mifanenjinenjika dia mifanaikinaikitra๐Ÿ‘Œ

๐Ÿท Mafinaritra eryiii ngeh e ๐Ÿท

Ndao ifampizara ๐Ÿ˜‰
Am-pitiavana be fona โ™ฅ๏ธ
0.000 Ariary ๐Ÿ‘Œ

โŒ Tsy ekeko ny fanaovana dika mitovy na fampiasana ny sary , aoka mba samy hifanaja โŒ
CGF 001

๐ŸŒธ Fiadanana e ๐ŸŒธ๐Ÿ‘‰ Mba te hiompy fa tsy mahay ? ๐Ÿ‘‰ Mba te ahafantatra be be kokoa ? Inona avy ny tokony ho atao ho an'ny za...
09/02/2026

๐ŸŒธ Fiadanana e ๐ŸŒธ

๐Ÿ‘‰ Mba te hiompy fa tsy mahay ?
๐Ÿ‘‰ Mba te ahafantatra be be kokoa ?

Inona avy ny tokony ho atao ho an'ny zanaka kisoa vao teraka ?

โœจ FAMPINONONA โœจ
๐Ÿ‘‰ Raisina mitsy izy dia atohaka eo ๐Ÿ˜‰ , vetivety ihany io dia hainy ๐Ÿ‘Œ

๐Ÿท Mafinaritra eryiii ngeh e ๐Ÿท

Ndao ifampizara ๐Ÿ˜‰
Am-pitiavana be fona โ™ฅ๏ธ
0.000 Ariary ๐Ÿ‘Œ

โŒ Tsy ekeko ny fanaovana dika mitovy na fampiasana ny sary , aoka mba samy hifanaja โŒ
CGF 001

๐ŸŒธ Fiadanana e ๐ŸŒธ๐Ÿ‘‰ Mba te hiompy fa tsy mahay ? ๐Ÿ‘‰ Mba te ahafantatra be be kokoa ? Inona avy ny tokony ho atao ho an'ny za...
05/02/2026

๐ŸŒธ Fiadanana e ๐ŸŒธ

๐Ÿ‘‰ Mba te hiompy fa tsy mahay ?
๐Ÿ‘‰ Mba te ahafantatra be be kokoa ?

Inona avy ny tokony ho atao ho an'ny zanaka kisoa vao teraka ?

๐ŸŒน Mila huille Coco tsika osorana aminy an ๐Ÿ˜‰

๐Ÿท Mafinaritra eryiii ngeh e ๐Ÿท

Ndao ifampizara ๐Ÿ˜‰
Am-pitiavana be fona โ™ฅ๏ธ
0.000 Ariary ๐Ÿ‘Œ

โŒ Tsy ekeko ny fanaovana dika mitovy na fampiasana ny sary , aoka mba samy hifanaja โŒ
CGF 001

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cia's Green Farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category