10/04/2026
🪄"Recette kéfir"
Efa ho 1000 isika ato, ka tonga ny fotoana hifampizarana ny mahasoa ... 😉
Betsaka ny manontany: "Fa mampaninona hono ilay kéfir, dia ahoana ny fomba fihinanana azy?"😘
🤤Jereo tsara ity sary ity: muesli, voanjo, tantely, voankazo... afaka atao "bol" matsiro be toy izany koa ny kéfir-tsika! Tsy zava-pisotro fotsiny izy, fa azo ampiarahina amin'ny zavatra maro!
Fa izao... te hahalala ny "gourmandise" anareo izahay:
Ahoana ny fihinananao kéfir ?
Perso:akondro sy flocons d'avoine 🍌🌾
Zarao aminay ny hevitrao!👇
🏆Ho an'izay "recette" tena "gourmande" sy manaitra indrindra, dia hozarainay eto amin'ny pejy rehefa tonga 1k ny mpanaraka antsika.( Mety na sary na commentaire)😉✨
Pack 500ml (06 isa) 25000ar
Pack 250ml(06 isa)15000ar
Prix unitaire 500ml 5000ar
250ml 3000ar
☎️0348420007 ou 0340266961