Le bon goût Events

Le bon goût  Events Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le bon goût Events, Caterer, SABOTSY NAMEHANA, Antananarivu.

08/06/2026
🍽️🦀🍝 Mitady prestataire tsara sy mahafa-po kanefa prix abordable ve ianao ? 🍝🦀🍽️ Vonona hanome fahafahampo ho anao n'y e...
08/06/2026

🍽️🦀🍝 Mitady prestataire tsara sy mahafa-po kanefa prix abordable ve ianao ? 🍝🦀🍽️ Vonona hanome fahafahampo ho anao n'y ekipan'ny LE BON GOÛT TRAITEUR,,, 😁. Izahay dia mikarakara sakafo aminy lanonana rehetra 🧆🧆 . Toy n'y :
👉 Plat servie (à 4 menu complet) :22000 raha plus de 150 pers ( misy n'y remise)
👉 buffet (30000 ariary )
👉 Grand buffet (50000 ariary )
Aza misalasala manontany avy hatrany Le bon goût Events na miantso na watchap @ 0347679418

👉 Le bon goût  Events  👌 manolotra ho anao n'y tsara hatrany ,,,  N'y anio 23/05/26,fitokanana trano  teny Manjakaray te...
23/05/2026

👉 Le bon goût Events 👌 manolotra ho anao n'y tsara hatrany ,,,
N'y anio 23/05/26,fitokanana trano teny Manjakaray teny ,,isaorana foana n'y niantso ,nanome fitokisana tamin'ny ekipa .
🦀🍽️👉pack buffet mafilotra🍝😋.
Aza misalasala miantso na manontany n'y Le bon goût Events ,,fa vonona n'y hanome fahafahampo anao izahay

26/04/2026
  promotionnel by 👉 bon goût   traiteur :     👉 4 menu servie : à partir de 20000ar                  🧆 entrée froide    ...
13/04/2026

promotionnel by 👉 bon goût traiteur :
👉 4 menu servie : à partir de 20000ar
🧆 entrée froide
🍝 entrée chaude
🦀 Résistance
🍎🍓 Déssert
👉 self service:à partir de 28000ar à 50000 ar .
👉 cocktail : à partir de 8000ar

tél :0347679418 /na 0341831286

N'y tsara Sady mora  by Le bon goût  Events ,,,    Promotion masaka bé 🍝🧆🦀    👉 Plats service (4 menu complet):  20000 a...
11/04/2026

N'y tsara Sady mora by Le bon goût Events ,,,
Promotion masaka bé 🍝🧆🦀
👉 Plats service (4 menu complet): 20000 ar
🦀entrée froide
🦀 entrée chaude
🦀 Résistance laoka roa +Rougaille
🦀 Dessert
🦀Jus naturel

👉 Semi buffet :28000ar
👉 Grand buffet :à partir 40000 ar

Hikarakara lanonana ve ianao ?😁 Mitady ilay sakafo tena tsara sy mahafa-po ?😁,aza mitady hafa intsony ,,vonona n'y hanom...
11/04/2026

Hikarakara lanonana ve ianao ?😁 Mitady ilay sakafo tena tsara sy mahafa-po ?😁,aza mitady hafa intsony ,,vonona n'y hanome fahafahampo ho anao n'y ekipan'ny Le bon goût Events

Izahay dia mikarakara sakafo rehetra @ lanonana maro samy hafa toy n'y :
👉 Mariage
👉 Baptême
👉Anniversaire
👉 Déjeuner
👉 Réunion des familles ,
sy n'y lanonana maro hafa .
Vonona n'y hanome fahafahampo anao n'y Le bon goût Events ,Koa aza misalasala Ary miantso na manoratra hafatra miafina Le bon goût Events ,
tél :0347679418

Address

SABOTSY NAMEHANA
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le bon goût Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category