Chips Matsiro

Chips Matsiro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chips Matsiro, Grocers, Antananarivo, Antananarivu.

Salama o ! Mbola disponible foana ny produit anay amin ' ny vidiny mirary hatrany an ! 😏 Manomboka amin' ny 2000ar ary 1...
10/02/2025

Salama o !
Mbola disponible foana ny produit anay amin ' ny vidiny mirary hatrany an ! 😏
Manomboka amin' ny 2000ar ary 100g_1kg an ! 😉 , misy ny :
Cacapigeon , chips bananes , vomanga ary ovy .Sady misy Tsiro samihafa tahaka ny : masala , fromage ary poulet pimenté.Manasa anao handray anjara amin ' izany vokatra malagasy izany e ! 👍
**Manao prix de gros koa izahay 😉☺️
Aza misalasala manantona Mp 💌 na miantso aminy :
0324468219
0388213272
, ,

Salama o ! Mbola Dispo foana Ilay produit anay rehetra , averiko eto foana hoe amin' ny vidiny mirary hatrany. 🤗 Hatrami...
06/02/2025

Salama o !
Mbola Dispo foana Ilay produit anay rehetra , averiko eto foana hoe amin' ny vidiny mirary hatrany. 🤗
Hatraminy 1500ar - 10000ar Ary 100g - 1kg
Ary misy ny : cacapigeon, ovy , bananes , Vomanga .
Ary Samy misy Tsiro afaka hisafidianana an !!! 😏
Masala , Fromage ary poulet pimenté.
Afaka miantso enao aminy :
0324468219
0388213272
Aza misalasala koa mandefa hafatra miafina o ! ☺️ ( Mp)
Ny livraison anay dia 24 h ao a***n' ny commande . 🙂
,

Salama e ! Ito ndray Ary ny cacapigeon anay o! 🤗 Misy saveur karany telo (3) izy ity a ! : Masala , Fromage ary poulet p...
05/02/2025

Salama e !
Ito ndray Ary ny cacapigeon anay o! 🤗
Misy saveur karany telo (3) izy ity a ! : Masala , Fromage ary poulet pimenté 😋😋.
Aminy vidiny mirary hatrany o! :
1500ar katraminy 6000ar .
Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso aminy :
0324468219
0388213272
,

31/01/2025

Ndao mba hilalao Kely ndray e !!!🤗
Sa aona ? 😏
Mba Samia androany m ' identifié olona betsaka indrindra ao anaty commentaire dia izay be réaction indrindra dia mahazo cadeau gratuit 😏🧐🥺

Salama daoly o!🤗Izahay dia mivarotra chips vita malagasy izay aminy vidiny mirary hatrany 😉 .Sady misy karazana épices m...
30/01/2025

Salama daoly o!🤗
Izahay dia mivarotra chips vita malagasy izay aminy vidiny mirary hatrany 😉 .Sady misy karazana épices maro ary ao anatin ' izany chips izany : Ny ovy , vomanga ary banane e ! 👍🍟.
Sady izao an : Raha mividy 10 enao an dia mahazo kadoa anikaray aminy chips izay tinao miaraka aminy épice izay safidinao .
,

Salama e! Izahay dia mivarotra chips vita malagasy Sady misy épices isan' karazany e ! Manasa anareo hanandrana anzany a...
29/01/2025

Salama e!
Izahay dia mivarotra chips vita malagasy Sady misy épices isan' karazany e !
Manasa anareo hanandrana anzany asa tanana malagasy izany 🤗 izay aminy vidiny miraray dia mirary hatrany
Ny laharana hahafahanareo miantso anay dia :
0324468219
0388213272

Address

Antananarivo
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chips Matsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category