22/09/2025
Ho an'Antananarivo sy ny manodidina indray zao ehhh
Izahay Mpanao solonify TSARA Kalitao dia vonona hatrany ny hanome fahafam-po ny amin'ny fikolokolona ny nifinao
Raha misy tinao ho resahina mikasika ny nifinao misy Simba na mila fanamboarana dia aza misalasala mandefa hafatra miafina aminay ehhh
Mankasitra indrindra tompoko ny amin'ny fahatokisanao hatrany
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao ny Mpanao solonify TSARA Kalitao
Efa zadraharaha ny mandray anao Iza vonona tompoko