21/01/2026
Avec Eva Elle – Je fais désormais partie de ses super fans !
📢 FAMAROTANA GLAÇONS (VATO-MANGATSIAKA) 🧊❄️
Mivarotra glaçons vita amin’ny rano voadio sy voasivana izahay,
✔ madio
✔ azo antoka
✔ mety amin’ny zava-pisotro sy sakafo
💰 Vidiny : 1 400 Ar / kg
📍 Toerana fakana : Antsahabe
🚚 Livraison azo atao manomboka amin’ny 10 kg
➡️ Miankina amin’ny toerana ny saram-pitanterana
📦 Azo atao ny manao baiko mialoha
📩 Mifandraisa aminay amin’ny message miafina
🙏 Misaotra amin’ny fitokisana