29/01/2026
Nareo zay manana vady maditra tsimety hoafaka aminy toaka io misy vaholana omeko anao ity👇👇👇
Apisehoy azy ty sary famokarana n'y toaka ity ho izao no fomba fanamboarana ny toaka🤣🤣🤣
Sady tsimisasa no tsitsalama nohony heriny asidra ao anatiny toaka ilay Tongotra 🤣😂
Zarao ty fa misy olona tena mila ity any Zao🥺
Araho ny pejy tsika😍😍😘😘