Farm'in Bira

Farm'in Bira Tia fiompiana sy fambolena

Salama e, Hiresaka momban'itony caille na papelika itony indray isika androany 🪶.Misy isan-karazany ny papelika:- caille...
20/01/2026

Salama e,

Hiresaka momban'itony caille na papelika itony indray isika androany 🪶.
Misy isan-karazany ny papelika:
- caille de blés na sauvage hoy isika
- caille de Japon: ilay ompiana.
Afaka atao hena izy, ny atodiny afaka hoanina manta na masaka🥚
Raha ny fijery azy dia kely, fa ny nofony ngeza sady mafilotra😋.

Ho anareo izay liana ary, misy zanaka papelika vitsivitsy ato , koa aza misalasala manjifa☺️

Salama e,Androany indray isika dia hiresaka akoho misy ato  ☺️Akoho Brahma🐓Mety mbola betsaka ianareo no tsy mahalala az...
16/01/2026

Salama e,

Androany indray isika dia hiresaka akoho misy ato ☺️

Akoho Brahma🐓
Mety mbola betsaka ianareo no tsy mahalala azy ito. Sokajiana ho akoho "ornement" izy, anisan'ny ngeza raha samy akoho, ary ny mampiavaka sy ny ahafatarana azy dia ny volo eo tongony 🪶🪶 ny fijeriny toa masika izany 👿 😅 ...fa mahafinaritra ny mijery azy e 😍

Raha maniry ny iompy an'izy itony ianareo dia manana atody izahay afaka akotrika tsara.


Salama e,Anao resaka kisoa indray isika androany😅. Akoatran'ny akoho dia aza adino fa misy koa ny kisoa ato a.Ito izao d...
09/01/2026

Salama e,

Anao resaka kisoa indray isika androany😅. Akoatran'ny akoho dia aza adino fa misy koa ny kisoa ato a.
Ito izao dia kisoa lahy afaka atao rainy tsara mihintsy, race tsara 😉.

Aza tara ary e, tongava ao miafina na miantso avy hatrany.


Salama e, Raha misy ny fromage de chèvre🐐, ny fromage vache qui rit 🐄, ahoana ny kisoa? Cheese porc? 😂Sangisangy izany 🤭...
07/01/2026

Salama e,

Raha misy ny fromage de chèvre🐐, ny fromage vache qui rit 🐄, ahoana ny kisoa? Cheese porc? 😂

Sangisangy izany 🤭 fa aza adino fa izahay dia mivarotra fromage ihany koa a. 1kg ny boule iray ary afaka mandefa faritra. Misokatra miasa.


Salama e,Raha niteny ity akoho nay ity dia toy izao: "raha mba avela ihinana am pilaminana aho e, sary zao foana🙄"
06/01/2026

Salama e,

Raha niteny ity akoho nay ity dia toy izao: "raha mba avela ihinana am pilaminana aho e, sary zao foana🙄"


🐖 Tongava soa any   any 🐖💪Tsodrano bé boss a 💦💦💦Mirary soa, mahavanona be 🙏🙏 'in_Bira  🐖
04/01/2026

🐖 Tongava soa any any 🐖💪
Tsodrano bé boss a 💦💦💦
Mirary soa, mahavanona be 🙏🙏
'in_Bira
🐖

🎊🎊Izahay eto amin'ny farm'in bira dia mirary taona vaovao ho antsika rehetra. Ho taom-pahombiazana sy ho finaritra anie....
01/01/2026

🎊🎊Izahay eto amin'ny farm'in bira dia mirary taona vaovao ho antsika rehetra. Ho taom-pahombiazana sy ho finaritra anie.

Manasa antsika ihany koa hanaraka tsy tapaka ny pejy fa ho maro ny tolotra omenay anareo amin'ny taona ho avy ity.


Izahay eto 'in Bira dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra ary ho samy ho tratran'ny taom baovao indray 😁🐔🐓
25/12/2025

Izahay eto 'in Bira dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra ary ho samy ho tratran'ny taom baovao indray 😁🐔🐓

Salama daholo indray e👋Maro isika no mbola tsy nahazo atody akanga e? Efa misy indray izy izao. Koa aza misalasala miant...
22/12/2025

Salama daholo indray e👋

Maro isika no mbola tsy nahazo atody akanga e? Efa misy indray izy izao. Koa aza misalasala miantso avy hatrany na mandefa hafatra miafina sao tara.



Salama e,Vaovao be ry zareo an✨ efa misy ny poussin braekel ho anareo izay efa  niandry fatratra 😁Feno une semaine izy n...
13/12/2025

Salama e,
Vaovao be ry zareo an✨ efa misy ny poussin braekel ho anareo izay efa niandry fatratra 😁
Feno une semaine izy no raisinareo, aza tara ary e. Afaka miantso avy hatrany na miditra hafatra miafina ato .
PS: non sexé, parents visible ato aminay 🐔🐓




Salama e,Aza variana miandry episode 10 an' datou sy nentou aloha 😅 fa ito misy vokatra tsara be arosonay indray 😁Sussex...
05/12/2025

Salama e,

Aza variana miandry episode 10 an' datou sy nentou aloha 😅 fa ito misy vokatra tsara be arosonay indray 😁
Sussex patte blanche lahy, 3.5mois 🐔. Anisan'ny akoho ornement (fanao haingo).
Koa aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina raha liana e😉




Address

Antsirabe Avaratra

Telephone

+261329714716

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Farm'in Bira posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share